Fin'ice

Fin'ice la mode c'est ma passion

🎉🥳Ho antsika izay hikarakara lanonana 🥰🎉🥳Aza adino micomande glace ato amin'ny Fin'ice atao dessert 😜🛵 Livraison tana-pr...
19/03/2026

🎉🥳Ho antsika izay hikarakara lanonana 🥰🎉🥳
Aza adino micomande glace ato amin'ny Fin'ice atao dessert 😜

🛵 Livraison tana-province

Fin'ice

Izahay ekipa ato amin'ny Fin'ice  dia mirary Noely sambatra ho antsika rehetra 🎄☃️🎄☃️ Noely mamy miaraka amin'ny Fin'ice...
25/12/2025

Izahay ekipa ato amin'ny Fin'ice dia mirary Noely sambatra ho antsika rehetra 🎄☃️

🎄☃️ Noely mamy miaraka amin'ny Fin'ice🎄❄️

✨ Ho an’ireo épicerie sy olon-tsotra izay maniry na mikasa hanomboka hivarotra glace 🍨 sy crème glacée 🍧,dia natao manok...
11/12/2025

✨ Ho an’ireo épicerie sy olon-tsotra izay maniry na mikasa hanomboka hivarotra glace 🍨 sy crème glacée 🍧,
dia natao manokana ho anareo ity tolotra atolotry ny Fin’Ice ity.❄️

Ao anatin’ny ezaka hanohanana ny mpivarotra madinika sy ireo te hanomboka fandraharahana,
Fin’Ice dia manolotra fihenam-bidy lehibe 🎉💸 amin’ny tolotra rehetra misy ao aminy.
Natao manokana izany mba hanamorana ny fidiranao amin’ny varotra, hampitombo ny tombombarotra 💰, ary hanomezana kalitao tsara ho an’ny mpanjifa.

Amin’ny alalan’ity tolotra ity dia afaka mahazo vidiny tsara🔥, fanohanana 🤝, ary vahaolana mahomby ianao amin'ny fivarotana ny vokatra Fin’Ice.
Izany dia hanampy anao na mbola vao manomboka ianao na efa manana traikefa.

Aza misalasala mandefa hafatra miafina (DM) 💬 raha mila fanazavana fanampiny,
te hahita ny lisitry ny tolotra, na te hanomboka avy hatrany.
Vonona izahay hanampy anao! 🙌❄️

📞0383723094

✨ Vaovao mafana ato amin’ny Fin’Ice ! ✨Tongava hanandrana ny tsiro vaovao : Manga sy Letisia 🍨💛Misy amin’ny “format” reh...
03/12/2025

✨ Vaovao mafana ato amin’ny Fin’Ice ! ✨
Tongava hanandrana ny tsiro vaovao : Manga sy Letisia 🍨💛
Misy amin’ny “format” rehetra !
Aza tara—ankafizo avy hatrany 😍❄️

🔥 Il fait chaud ?Fin’Ice vous rafraîchit à prix surprenants ! 🍦Pot  mini miniature : 700ar 🍨Petit pot : 2 500 Ar🍨Moyen p...
01/12/2025

🔥 Il fait chaud ?
Fin’Ice vous rafraîchit à prix surprenants !

🍦Pot mini miniature : 700ar
🍨Petit pot : 2 500 Ar
🍨Moyen pot : 8000Ar
🍨Grand pot : 14 000 Ar

Choisissez votre bonheur glacé !

Bonjour à toute la grande famille Fin’Ice 👋👋Je vous souhaite un beau et doux dimanche.🥰🥰N’oubliez pas qu’un petit sourir...
30/11/2025

Bonjour à toute la grande famille Fin’Ice 👋👋

Je vous souhaite un beau et doux dimanche.🥰🥰
N’oubliez pas qu’un petit sourire et une bonne glace🍦 suffisent pour rendre votre journée meilleure.🥰
Merci de rester avec nous.

🩷💛 Belle journée pleine de joie 🩷💛🍦.

Tu veux du frais, du fondant ? 🧊✨Fin'Ice est là pour toi 🥰🥰Pour l’ouverture de notre page, nous faisons une grande promo...
28/11/2025

Tu veux du frais, du fondant ? 🧊✨
Fin'Ice est là pour toi 🥰🥰
Pour l’ouverture de notre page, nous faisons une grande promotion sur nos petits pots de crème glacée !
Au lieu de 3 000 Ar, c’est seulement 2 500 Ar.
Passez vos commandes 🥰🥰
Fin'ice

Address

Analakely
Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fin'ice posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share