25/12/2023
JOYEUX NOËL ❤️
Ny volana desambra dia mampatsiahy antsika fa manana adidy isika rehetra eo anivon’ny fiarahamonina. Noho izany dia nitondra hafaliana sy tsikitsiky ho an’ireo mpianatra sy mpampianatra maherin’ny 200 teo anivon’ny EPP Faravohitra Anosy Avaratra ny ekipan’ny Ta’Tchick. Hetsika kely feno fahamamiana ho mariky ny fitiavana ho an’ny zanatsika sy zandrintsika !
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ! 🎅🎄