06/08/2026
Fa tena ilaina anie ny fanaovana BAIN d'huile amin'ny HUILE D'OIGNON ET ROMARIN e🔔
Dingana manan-danja amin'ny fitazonana ny fahasalaman'ny volo ny fanaovana bain d'huile ka tokony tsy adino💆
Rehefa atao tsy tapaka, dia manampy hanome otrikaina ny volo, hampatanjaka ny fakam-bolo ary hiaro azy amin'ny fahasimbana❤️
🌿 Ny Huile d'Oignon & Romarin dia manampy:
✨ Hampihena ny fahalatsahan'ny volo.
✨ Hanamafy ny fakam-bolo.
✨ Hampiroborobo ny fitomboan'ny volo.
✨ Hampalefaka sy hampamirapiratra ny volo.
✨ Hanampy hiady amin'ny hodi-doha maina
💆♀️ Ataovy bain d'huile 1 na 2 isan-kerinandro, dia ho tsikaritrao tsikelikely ny fiovan'ny volonao.
Fatrany: 30ml