26/08/2026
𝐅𝐀𝐌𝐎𝐍𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍'𝐈 𝐇𝐀𝐈𝐍𝐆𝐎𝐓𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐒𝐓𝐄𝐏𝐇𝐀𝐍𝐄
🎯💥𝐍𝐀𝐌𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐊𝐀𝐈𝐊𝐘 𝟐 𝐕𝐎𝐀𝐒𝐀𝐌𝐁𝐎𝐓𝐑𝐀
📌Efa misy olona voasambotra ho tompon’antoka tamin’ny famonoana an’i Stéphanie sy Haingotiana. Voalaza fa namana akaiky an’izy mirahavavy ireo voasambotra, ary mbola misy olona karohin’ny mpitandro filaminana.
📌Hita tamin’ny fizahana ara-pitsaboana fa niharan’ny fanolanana i Haingotiana, 17 taona, talohan’ny namonoana azy, raha toa ka naratra sy niharan’ny herisetra i Stéphanie. Mitohy ny fanadihadiana...
📸 Sary indrana