12/02/2026
Vitsivitsy no dispo annn🔴
Idee de Cadeau Saint Valentin miavaka kely sady mamy keky ity atolotray anareo ity🥰
Explosion Box
Miavaka kely tokoa satria dia toy ny asan-tananao mihitsy izy ity, izay tena marika fitiavana be mintsy🫶🏻
Boite kely atambatrao izy, ary afaka asianao sary sy hafatra samihafa hoan’ilay olontianao🥰
Ary eo ampivoany afaka mbola asinao cadeau iray fanampiny toy ny peratra, chocolat, …
Jereo ny vidéo zarainay ao ahitanao tsara ny poziny sy ny fanamboarana azy🤩
Vidiny : 20.000ar fotsiny
Midira MP aingana ary fa voafetra ny isa ann😊