Mimosa

Mimosa Vente en ligne de vêtements pour femmes

02/01/2025

Mirary taom-baovao 2025 rakotry ny fahasoavana, fahasalamana, fahombiazana, fifaliana, fanambinana ary fitahiana

🥰🥰tsy adinonay zany nareo izay Mbola tsy nahazo amzao akaiky fety izao🥰🥰Mirary ny vidin'entana 😉Anotanio Izay mahaliana ...
23/12/2024

🥰🥰tsy adinonay zany nareo izay Mbola tsy nahazo amzao akaiky fety izao🥰🥰
Mirary ny vidin'entana 😉
Anotanio Izay mahaliana Ary😘

18/12/2024

Tohizatsika am ftoana mapety azy ny live fa ra tsy njirama de ny tapaka ho azy ndray le izy!
😘be ho anareo😘

18/12/2024

🥺😭JIRAMA kosa ee😭🥺
hiezaka hiverina iditra iany aho zareo aa!

18/12/2024

Misy live ve androany ❓
tena misy tsara mintsy fa aza miala lavitra 12h30 tsika mihaona mora be🥰😘

😍🥰Manja ranga le entana aa🥰😍Anaty live tsika mifankahita miaraka am cadeau 😘   📞034 43 324 08 / 034 04 957 97📞
17/12/2024

😍🥰Manja ranga le entana aa🥰😍
Anaty live tsika mifankahita miaraka am cadeau 😘

📞034 43 324 08 / 034 04 957 97📞

17/12/2024

📣📣 ny livetsika androany aa📣📣
cadeau tsy adino, misy lot iany kou ho anareo androany.😘

16/12/2024

🥺Ilay jirama zan tena mananihany antsika ah fa tohizatsika rapitso a 10h ny live poketra mora be 😉
ny cadeau tsy adino.😘

16/12/2024

🤗🤗Efa miandry antsika ao anaty live ny prix tataka be🤗🤗

16/12/2024

🤗 COUCOU 🤗
Ela ela Kely tsy nihaona fa efa ça va dia anome live poketra tsara Kely anareo miaraka am cadeau 🥰
😉

10/12/2024

👋hialana tsiny ho anareo nanaraka live fa tena tsy ça va Kely de tsy maintsy notapahana aa!

Miteny eto iany rehefa ao tsara!
😊Mirary SOA atsika😊

👉Afaka mandefa MP ianareo n'a miantso ra misy n'y mahaliana a😊

📞034 43 324 08 / 034 04 957 97📞

😉

😍😍Misy LIVE MIPOAKA bé tsika androany 😍😍Misy cadeau ho zaraina 😘☺️Ela ela tsy nihaona fa homano n'y méga fa tena lavalav...
10/12/2024

😍😍Misy LIVE MIPOAKA bé tsika androany 😍😍
Misy cadeau ho zaraina 😘
☺️Ela ela tsy nihaona fa homano n'y méga fa tena lavalava bé makany izy Ty androany😉
🥰
🥰

Address

Androndra
Antananarivo
101

Telephone

+261340495797

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mimosa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share