Mi-Soa Manja

Mi-Soa Manja Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi-Soa Manja, Apparel & Clothing, Anosizato, Antananarivo.

Coucou daholo 😊Ahoana ianareo  ensemble polka Manja bé ity ?ao amin'ny commentaire ny couleur disponible an
14/09/2026

Coucou daholo 😊

Ahoana ianareo ensemble polka Manja bé ity ?
ao amin'ny commentaire ny couleur disponible an

Arrivage ensemble pour enfant de 2 à 12 anstsara bé antongava miantsena aloha sao ho lany ny pointure
24/08/2026

Arrivage ensemble pour enfant de 2 à 12 ans
tsara bé an
tongava miantsena aloha sao ho lany ny pointure

❗ ARRIVAGE MANJA BE❗Herinandro vaovao aloha dia asiantsika arrivage vaovao😊🌸Mandalo fotsiny ity modèle ity sao ianareo v...
17/08/2026

❗ ARRIVAGE MANJA BE❗
Herinandro vaovao aloha dia asiantsika arrivage vaovao😊

🌸Mandalo fotsiny ity modèle ity sao ianareo variana eo a,avy eo afaka herinandro hoe misy an'ilay robe otran'izao vé🫣🫣

🌸Sangisangy izany fa Tonga dia vidio rehefa tiana sao tsy mahazo

🌸taille disponible S,M,L,XL
🌸ireo amin'ny sary ireo ny couleur
🌸mp prix VIP antsika☺️☺️

mp ou 0346086876
WhatsApp 0328235873

15/08/2026

tena tinareo bé Ilay robe vacances a☺️☺️
Kely sisa😚😚

arrivage indray ary rehefa avy eo an😍😍

1 sa 2 no tinareovitsy kely sisa ny Stock an
14/08/2026

1 sa 2 no tinareo
vitsy kely sisa ny Stock an

vacances mamikely😚😚
14/08/2026

vacances mamikely😚😚

Arrivage ensemble broderie  2pièces vrai coton👌👌Whaoo😊😊
13/08/2026

Arrivage ensemble broderie 2pièces vrai coton👌👌
Whaoo😊😊

13/08/2026
inona ny zavatra iray tsy ho adinonao mihintsy Raha hanao vacance🤔🌸Ny ahy aloha dia ny akanjo ho entina haka sary no ten...
13/08/2026

inona ny zavatra iray tsy ho adinonao mihintsy Raha hanao vacance🤔

🌸Ny ahy aloha dia ny akanjo ho entina haka sary no tena tsy ho adinoko😁😁

🌸Anisan'izany ity robe tena spéciale entina manao vacance ity a
🌸Coton crêpe matevina ny tissu fa tsy Ilay manify Kely ireny
🌸Ny lokony moa dia aoka fotsiny 👌👌

🌸Ary ny vidiny dia ❌ 40000ar fotsiny ❌

Mora Raha ampitahaina -ny a

Izay manao achat rehetra dia omenay cadeau surprise any anaty colis

Mila izao ianao dia manao commande fa tsy betsaka ny stock

mp ou WhatsApp 0328235873

11/08/2026

coucou daholo 😊😊
elaela tsy nisy fizarana sy promotion a,
aza miala alavitra ary o☺️☺️

Address

Anosizato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-Soa Manja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share