Mora kiraro

Mora kiraro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mora kiraro, Apparel & Clothing, Antananarivo.

Disponible de suite ireto kapakapa sy kiraro ireto frip TBEA partir de 18.000Ar Anontanio izay tiana Détails sur chaque ...
18/05/2024

Disponible de suite ireto kapakapa sy kiraro ireto frip TBE
A partir de 18.000Ar
Anontanio izay tiana
Détails sur chaque photo

Mbola misy tsy matory ?🖤Ity doc ity tena hoe tsara sans defaut anh 🖤Mp raha mahaliana anareo ary e 😚❌55000 ar ❌ Livraiso...
04/04/2024

Mbola misy tsy matory ?🖤
Ity doc ity tena hoe tsara sans defaut anh 🖤
Mp raha mahaliana anareo ary e 😚
❌55000 ar ❌
Livraison :Seulement a Tana a partir 3000 ar

Frip kiraro o 💗Tena hoe be dia be ❤A partir 10.000 ar dia efa manao kiraro manjakely ❣Maro isankarazany ao   💗Prix fixe ...
04/04/2024

Frip kiraro o 💗
Tena hoe be dia be ❤
A partir 10.000 ar dia efa manao kiraro manjakely ❣
Maro isankarazany ao 💗
Prix fixe avokoa ⛔
Abonnez vous la page ❤

28/03/2024

Hisy lalao azahoana kiraro tennis atsy ho atsy fa araho foana ny pejy 💗
Ataontsika vita fety anh bonne journee daholo 🥹

Jifao ny vita Malagasy 🇲🇬🤝🏻Vita amin'ny hoditr'omby 🐄Amin'ny vidiny mirary (natao mba ho takatriny rehetra )Alefaso amin...
15/03/2024

Jifao ny vita Malagasy 🇲🇬🤝🏻
Vita amin'ny hoditr'omby 🐄
Amin'ny vidiny mirary (natao mba ho takatriny rehetra )
Alefaso amin'ny mp izay tiana ary o💗
Livraison :Tana/ province raha maka maro 🇲🇬
☎034 06 435 74

Coucou les filles 💗Ireto no anombohantsika ny page anh 💗Tonga dia alefaso mp izay tianareo fa tena hoe tsara kely 💗Vita ...
15/03/2024

Coucou les filles 💗
Ireto no anombohantsika ny page anh 💗
Tonga dia alefaso mp izay tianareo fa tena hoe tsara kely 💗
Vita Malagasy 🇲🇬
Tohano ny vokatra Malagasy 🇲🇬🤝🏻
Atao amin'ny vidiny mirary anh ❤
Mp ary o❤
Abonnez la page 💗
Livraison: Tana/ou province (raha maka maro )🇲🇬
☎:034 06 435 74

⛔CONDITIONS DE VENTE⛔➡Aoka mba samy amaky tsara daholo1️⃣_Livraison Tana ihany tsy mandefa faritra izahay2️⃣_Entana efa ...
13/03/2024

⛔CONDITIONS DE VENTE⛔
➡Aoka mba samy amaky tsara daholo
1️⃣_Livraison Tana ihany tsy mandefa faritra izahay
2️⃣_Entana efa lasa tsy azo averina intsony (ratsy hoe mbola eo aminao eo ny livreur dia afaka averina )
3️⃣_ Aoka mba tena matotra tsara rehefa manao confirmation fa tsy efa andalana ny livreur izay vao miteny hoe tsy alaina ndray ilay izy
4️⃣_Frais de livraison 3000ar-4000 ar (tsy afaka hiadiana varotra satria an livreur iny)
5️⃣_Livrer any aminao ny entana zay vao manome ny vola
6️⃣_Toerana mba azo antoka no adiresy omena anay fa tsy miditra elakelan_trano ny livreur.
7️⃣_Assurena tsara hoe pointure anao ve ilay entana fa sao tsy antonina akory rehefa tonga any ny entana
8️⃣_Lundi a Samedi ihany ny fanaovana livraison

Izay dia mankasitraka antsika sahady 💗

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mora kiraro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share