Elia Store

Elia Store 1 Peter 2:9
Insta:eliastore_mdg TIKTOK :ELIA_STOREmdg

🇧🇬Polo personnalisé 🇧🇬🍀Ho antsika société, club école,ONG, olontsotra dia afaka manantateraka izay model tinao izahay ar...
04/06/2026

🇧🇬Polo personnalisé 🇧🇬

🍀Ho antsika société, club école,ONG, olontsotra dia afaka manantateraka izay model tinao izahay ary izay sary sy Soratra tinao ihany koa dia afaka atao avokoa.

📱📱0349217390📱📱
🚛🚛 Livraison Tana/province 🚛🚛



🍀 Ho anao fikambanana na Fiangonana na ankizy mitady cadeau surprise ho an'i neny 🌺Aza misahirana intsony fa vonona hano...
21/05/2026

🍀 Ho anao fikambanana na Fiangonana na ankizy mitady cadeau surprise ho an'i neny

🌺Aza misahirana intsony fa vonona hanome ny fahafam-po ho anao izahay

❤️ Porte clé PVC personnalisé ❤️
🌺Azo asina sary sy soratra
🌺Misy ny format afaka isafidianana
🌺 Prix à partir ny 1500ar

📞📞 MP ou 0349217390📞📞
🚛🚛 Livraison Tanu/province 🚛🚛



🍀 Gillet multi poches personnalisé 🌺Mety amintsika Fiangonana,orinasa,ONG,...🍀Na anakiray ny commande ataonao dia raisin...
08/04/2026

🍀 Gillet multi poches personnalisé

🌺Mety amintsika Fiangonana,orinasa,ONG,...

🍀Na anakiray ny commande ataonao dia raisinay foana

📞Aza misalasala ary manao commande o
📱📱0349217390📱📱
🚛🚛 Livraison Tana/province 🚛🚛


🌺 Cartable personnalisé 💯 🍀Mafy tsara ary mazaka mavesatra tsara 🍀Aza misalasala ary manao commande 📞📞0349217390📞📞🚛🚛 Liv...
07/04/2026

🌺 Cartable personnalisé 💯

🍀Mafy tsara ary mazaka mavesatra tsara
🍀Aza misalasala ary manao commande

📞📞0349217390📞📞
🚛🚛 Livraison Tana/province 🚛🚛



🍀Ho anao izay mbola tsy nahazo an'ilay tôt bag hoentina mitsangatsana 🍀aza misalasala ary mandefa commande fa mbola vono...
03/04/2026

🍀Ho anao izay mbola tsy nahazo an'ilay tôt bag hoentina mitsangatsana

🍀aza misalasala ary mandefa commande fa mbola vonona hanome ny tsara ho anao hatrany izahay

🛍️ Tôt bag personnalisé 🛍️

🍀Azo asina ny sarinao sy soratra

📞📞0349217390📞📞
🚛🚛 Livraison Tana/province 🚛



💠 Écharpe personnalisé 💠Ho anao mikarakara lanonana, sortie de promotion , fikambanana...🍀Aza misalasala ary fa vonona h...
02/04/2026

💠 Écharpe personnalisé 💠
Ho anao mikarakara lanonana, sortie de promotion , fikambanana...

🍀Aza misalasala ary fa vonona hanome fahafam-po ho anao izahay

📞📞0349217390📞📞
🚛🚛 Livraison Tana/Province 🚛🚛



🍀 ireto indray ary ny cadeau pâque o📘 BLOC Note Personnalisé 📘 🍀Misy format isakarazany 🌺A5 dos carré 🌺A5 RM🌺A6 Agraphe ...
02/04/2026

🍀 ireto indray ary ny cadeau pâque o

📘 BLOC Note Personnalisé 📘

🍀Misy format isakarazany
🌺A5 dos carré
🌺A5 RM
🌺A6 Agraphe

🤗 Prix à partir ny 5000ar

🟣Na dia anakiray ny commande ataonao dia raisinay foana

🌺Azo asina ny sarinao ihany koa izy io an

📱📱0349217390📱📱
🚛🚛 Livraison Tana/province 🚛🚛


Fiadanana daholo 🌺 Ireto indray ary ny vaovao mamy bé📘📗 Baiboly personnalisé 📗📘🍀Na efa misy rivotra aza ny baiboly nao d...
24/03/2026

Fiadanana daholo
🌺 Ireto indray ary ny vaovao mamy bé

📘📗 Baiboly personnalisé 📗📘

🍀Na efa misy rivotra aza ny baiboly nao dia mbola azo atao tsara manambotra azy amin'ny endriny vaovao Sady tsy dia mahazatra nefa tsara bé.

Nb:( n'inoninona karazana boky, cahier carnets , dictionnaire,...)
💐Azo avaozina tsara izany amin'ny alalan'ny personnalisation.

📱Aza misalasala ary miantso mivantana
0349217390 ou mp

🚛🚛 Livraison Tana/province 🚛🚛


16/12/2025
🤚 Salama daholo 🤚 🌺Aiza daholo ilay traiteur mikarakara ireny ,na ireny salon de beauté, coiffeur,...💥 Ireto indray ny t...
08/12/2025

🤚 Salama daholo 🤚

🌺Aiza daholo ilay traiteur mikarakara ireny ,na ireny salon de beauté, coiffeur,...
💥 Ireto indray ny tablier mety amintsika

💥🥋🥼Tablier personnalisé 🥼

🤗 Mandray commande foana izahay na anakiray 🤗

📱 Alefaso ary commande
📱 Mp ou 0349217390📱
Livraison Tana/province 🚛
✈️Any ivelany ✈️ ✈️


Address

Ankadifotsy Ambatomitsangana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Elia Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share