Fashion-Hab

Fashion-Hab L'élégance est la seule beauté qui ne se fane jamais

𝕋𝕒𝕡𝕚𝕥𝕣𝕒 𝕒𝕣𝕪 𝕟𝕪 𝕝𝕒𝕝𝕒𝕠 𝕒𝕟🥰     𝕄𝕚𝕤𝕒𝕠𝕥𝕣𝕒 𝕒𝕟𝕒𝕣𝕖𝕠 𝕥@ 𝕗𝕒𝕟𝕕𝕣𝕒𝕚𝕤𝕒𝕟𝕒 𝕒𝕟𝕛𝕒𝕣𝕒 𝕗𝕒 𝕞𝕒𝕙𝕒𝕗𝕚𝕟𝕒𝕣𝕚𝕥𝕣𝕒 𝕓𝕖 𝕚𝕒𝕟𝕒𝕣𝕖𝕠😻📣Ito ary ny valin'ny lala...
16/12/2023

𝕋𝕒𝕡𝕚𝕥𝕣𝕒 𝕒𝕣𝕪 𝕟𝕪 𝕝𝕒𝕝𝕒𝕠 𝕒𝕟🥰
𝕄𝕚𝕤𝕒𝕠𝕥𝕣𝕒 𝕒𝕟𝕒𝕣𝕖𝕠 𝕥@ 𝕗𝕒𝕟𝕕𝕣𝕒𝕚𝕤𝕒𝕟𝕒 𝕒𝕟𝕛𝕒𝕣𝕒 𝕗𝕒 𝕞𝕒𝕙𝕒𝕗𝕚𝕟𝕒𝕣𝕚𝕥𝕣𝕒 𝕓𝕖 𝕚𝕒𝕟𝕒𝕣𝕖𝕠😻

📣Ito ary ny valin'ny lalao antsika an! 🥰😘

Ny nahazo ny laharana voalohany dia i Léon Cia ,Arahabaina fa nahazo❤️❤️💐💐
robe bouffante blanc (mandefasa hafatra miafina )💐❤️❤️

Ny nahazo ny faharoa kosa dia Pinou Nounous , miarahaba anao ihany koa ,azonao zani ny robe n**e ❤️❤️

Bisous2😘😘😘😘🥰🥰🥰
Mahafinaritra be nareo 🥰
Misaotra nilalao 😘,

15/12/2023

Coucou daholo ❤️🥰 rahampitso ny valiny lalaontsika a ☺️😊 Dia aza adino ny manasa olona ijaime ny pejy 🥰 bisous 😘

💞📌Kilalao hahazoana ROBE POUR NOËL 😍🌲❄️☃️🌲🍭Hanao jeux kely tsika😍 Dia toy izao Ary n'y LALAO :1- 🎀ASIO JAIME NA ABONNEO ...
10/12/2023

💞📌Kilalao hahazoana ROBE POUR NOËL 😍🌲❄️☃️🌲🍭

Hanao jeux kely tsika😍
Dia toy izao Ary n'y LALAO :

1- 🎀ASIO JAIME NA ABONNEO NY PEJY

2-🎀 MANOMEZA LOHATENY HIRA MAHAKASIKA NY KRISMASY DIA ALATSAO EO 🥰❤️

3-🎀PARTAGEO ARY MENTIONNEO NY NAMANAO 5 IJAIME NY PEJY KA IZAY COMMENTAIRE BE JAIME INDRINDRA NO AHAZO NY LOKA

Olona roa ianareo no hisitraka ny loka :
Izay be j'aime be indrindra ny commentaire any no mpandresy voalohany , n'y ray kosa Dia atao fisarihana 🎉😍s'y izay manaraka n'y fepetra eo ambony🥰🌲

🎄Loka voalohany : Robe bouffante blanc
🎄Loka faharoa: Robe n**e

⚠Manomboka Androany "10 décembre" ny lalao ary tapitra ny "16 décembre" amin'ny 2 ora .!
🥰🌲. Ndao Ary eh😘

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fashion-Hab posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share