Mandroso shop

Mandroso shop Izahay dia mivarotra arcticle maro2 toy ny kiraro,poketra,akanjo, hisy entana frip sy vaovao tsy hampoizina ihany koa mirary✅

27/09/2025

Miomana fa tsy maintsy ho avy ny fitsarana
izay hatao rehetra🖤

Miarahaba antsika maman rehetra💞Ireto misy ankanjon'ankizy frip premier choix tsara kely oh❤️Jp et mp ary o,Manao livrai...
19/05/2025

Miarahaba antsika maman rehetra💞
Ireto misy ankanjon'ankizy frip premier choix tsara kely oh❤️
Jp et mp ary o,

Manao livraison a📣✔️Mandroso shop

Ato  tsika maman a❤😊Maro isafidianana izy ao, 👍Prix efa natao mora🎁Livraison par tout🚴
27/04/2025

Ato tsika maman a❤😊
Maro isafidianana izy ao, 👍
Prix efa natao mora🎁
Livraison par tout🚴

Miarahaba antsika rehetra ❤ARRIVAGE tsara be reto Capuche ny hankamaroany misy marque ihany koa😍✅Lazao ny taonan'ny zana...
26/04/2025

Miarahaba antsika rehetra ❤
ARRIVAGE tsara be reto
Capuche ny hankamaroany misy marque ihany koa😍✅
Lazao ny taonan'ny zanantsika fa alefako👍

22/04/2025

Mbola misy ny «Lundi de Pentecôte»
Hanarenana ny style sy ny volo
rodan'ny orana omaly e😌
Mbola misy ny chance😂

Je confirme✊
21/04/2025

Je confirme✊

𝐕𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨𝐤𝐢𝐬𝐚𝐧-𝐭𝐞𝐧𝐚? 𝐓𝐬𝐲 𝐡𝐨𝐞 𝐦𝐢𝐚𝐯𝐚𝐤𝐚 𝐟𝐨𝐭𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐢𝐳𝐲, 𝐟𝐚 𝐞𝐟𝐚 𝐡𝐚𝐟𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐦𝐢𝐡𝐢𝐭𝐬𝐲 𝐤𝐨𝐚 𝐧𝐲 𝐋𝐞𝐚𝐠𝐮𝐞 𝐢𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐲.

Izy ilay vehivavy mijoro amin’ny tanjony, tsy variana amin’ny fitiavana tsy mazava. Raha misy zavatra iray mampihetsi-po azy dia ny 𝗳𝗮𝗵𝗼𝗺𝗯𝗶𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮, fa tsy variana amin'ny fahafinaretana fotsiny.

Tsy miandry virement avy amin’olona izy, fa izy no manao ny virement. Manana ny fidiram-bolany, mahaleotena ara-bola.

Sahy mandà izy. Raha zavatra fantany fa tsy mitombona, dia tsy ataony. Tsy matahotra ny tsy ho tiavina, fa aleony ho marina amin’ny tenany.

Tsy ilay mitrotro fitiavana feno fanetren-tena amin’olona tsy tia azy. Fa mahay mitia tena, mahay mankafy fiainana irery, ary tsy mitady "validation" avy amin’olon-kafa vao hahatsapa hoe manan-danja.

Tsy tia manambony tena, mahay mijoro, mitandrina, sady mahafantatra tsara ny lanjany.

𝘒𝑎 𝑟𝘢ℎ𝘢 𝘴𝑒𝘯𝑑𝘳𝑎 𝑎𝘻𝑦 𝑖𝘢𝑛𝘢𝑜, 𝘩𝑎𝘫𝑎𝘰 𝘵𝑠𝘢𝑟𝘢 𝘪𝑧𝘺.

Ⓜ️ Maji Mizara

Ndriiiiiii avy sahady ilay orana ve ranga😥
21/04/2025

Ndriiiiiii avy sahady ilay orana ve ranga😥

21/04/2025

Avelao any 🙄
Kikisany,hakany chiffre
Aveo ariany😥

Fa nga ianao carte credit🙄😭

VELONA JESOSY TSY AO AM-PASANA INTSONY IZY💪✅Mirary P***a sambatra ho antsika rehetra❤
20/04/2025

VELONA JESOSY TSY AO AM-PASANA INTSONY IZY💪✅
Mirary P***a sambatra ho antsika rehetra❤

Miarahaba antsika rehetra abonnés  page ity🤗👋Manomboka izao dia hisy   matetika  tsika🎁Manasa antsika hanasa namana fa a...
17/04/2025

Miarahaba antsika rehetra abonnés page ity🤗👋
Manomboka izao dia hisy matetika tsika🎁
Manasa antsika hanasa namana fa asaina lalao mety azahoana kapa na talon na credit🤗 hijerena Live koa❤👍

👇👇👇ireto aloha ny zava-misy👇👇
Livraison possible par tout❤

09/04/2025

❤❤❤❤❤❤❤
Ry maraina vaovao🔆
Eo aho izao hanangona ny heriko ho anao
Nefa ho andamoka izay rehetra atao
Tsy avelako nefa ianao no hibaiko
Satria efa vonona ny foko sy ny saiko
Fa honerako ny omaly nampisento😢
Ho fenoiko herim-po manentohento💪

Prix mp❤😊
29/03/2025

Prix mp❤😊

Address

Fiadanana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mandroso shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share