Liam-barotra

Liam-barotra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Liam-barotra, Apparel & Clothing, Anosizato, Antananarivo.

❤️🥰❤️
07/02/2026

❤️🥰❤️

Vavaka ho an'ny asa sy ny fidiram-bola- Jesosy ô, tsy moramora zao fiainanay iainanay ankehitriny izao.- Toa ady isan'an...
19/11/2025

Vavaka ho an'ny asa sy ny fidiram-bola

- Jesosy ô, tsy moramora zao fiainanay iainanay ankehitriny izao.
- Toa ady isan'andro no atrehinay, izay mba azo tsy maharitra fa vetivetiny dia lany.
- Miafy, izay kely ananana no atao zay hahampy azy mandram-patonga ny farany ny volana.
- Tsy ampy, tsy hita izay iantorahana afa tsy Aminao irery ihany.
- Mamindra fo aminay Jesosy ô, ary mamelà ny helokay fa tsy fantatray intsony izay ho ataonay.
- Ampio zay mba asa ataonay na any amin'ny birao na varotra na fiompiana na fambolena na fitaterana, na ireo fidiram-bola maro tsy voatan'isa izay ataonay tsirairay avy mba hanananay fiadanana.
- Ampio koa ireo namanay mbola anatiny fitadiavan'asa ankehitriny; Omeo zay asa sahaza ho azy koa izy ireny.
- Tsaroanay ilay teninao hoe "Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana"(Matio 11:28).
- Kay izany no anantonanay anao ankehitriny, fantatray fa Andriamanitra be fitiavana Ianao, Andriamanitra lehibe indrindra, tsy misy azo ampitahana Aminao, izay zavatra tsy hainay sy tsy takatrin'ny sainay dia hainao atao.

- Amin'ny anaran'i Jesosy kristy no entinay mangataka izany vavaka izany.

Amen! 🙏

Nokoloina

🫰Sandales plates 🏖⛅️🩴🩴🫰 pointure 36,37,38,39,40 ❤️ Sous carton 🤗 High quality 😃 &Z
11/07/2025

🫰Sandales plates 🏖⛅️🩴🩴

🫰 pointure 36,37,38,39,40

❤️ Sous carton 🤗 High quality 😃
&Z

🫰Love🫰
07/07/2025

🫰Love🫰

🌃🤍🫰Even in the quiet, cuteness shines through 🐰🌙🤍🫰
05/07/2025

🌃🤍🫰Even in the quiet, cuteness shines through 🐰🌙🤍🫰

💚💗🤍🩷🤎💜
21/06/2025

💚💗🤍🩷🤎💜

Just love these floral clips🎀🌸 .Roy
18/06/2025

Just love these floral clips🎀🌸
.Roy

💙
17/06/2025

💙

🫰🤍🩷♥️💗🩶🤎💜💙🧡💛💚🫰Orchid.🎀
15/06/2025

🫰🤍🩷♥️💗🩶🤎💜💙🧡💛💚🫰
Orchid.🎀

❣️ Boots Femme🥾👢 Pointure 36-37-39🧳Livraison partout🛻
09/06/2025

❣️ Boots Femme

🥾👢 Pointure 36-37-39

🧳Livraison partout🛻

Address

Anosizato
Antananarivo
ANTANANARIVO101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Liam-barotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share