13/08/2026
Everiko fa tsotra kely izany Maman izany taloha...
Nefa ny marina?Ataotsika daholo ny asa rehetra.
Ny karama? Bisous + "je t'aime maman."
💬 Iza amin'ireo anaty vidéo ireo ilay tena mandreraka anao?
Sa misy mbola tsy voalazako ve?
Tatarao anaty commentaire hoe