25/05/2026
Tontolo andro nahafinaritra nefa nifarana tamin'ny crise.
Niaina izany aho fa atramin'ny nampiarako ity torohevitra ity dia nihena ny "crise du soir" an'i Poutsy.
Azavaiko anao anatin'ity vidéo ity izany.
Mba tantarao anaty commentaire hoe ny anareo.
Dia aza adino mizara amin'ny namanao.