Le Chic bijoux

Le Chic bijoux Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Le Chic bijoux, Lo 12 terre, Antananarivo.

Totoanareo koa ve??
23/08/2026

Totoanareo koa ve??

Ilay mariage amin’ny 10 any am-piangonana
I totoanay amin’ny 4 sasany maraina :

Code promo taptapsend : FY08 pour 10€ de bonus 😉

23/08/2026

Mirarisoa antsika amin'ny herinadro vaovao rahampitso , fa tadidio fa manakaiky indray ny Krismasy an🤣🤣

23/08/2026

🥰🥰🥰🎉

Averina kely eto amin'ny pejy indray isika !Fa mba lazao ange e… AIZA HO AIZA tsara no misy anao? 📍❤️Aza mijery fotsiny ...
22/08/2026

Averina kely eto amin'ny pejy indray isika !
Fa mba lazao ange e… AIZA HO AIZA tsara no misy anao? 📍❤️
Aza mijery fotsiny fa mba mametraha commentaire kely 😍👇
👉 Soraty eto ambany ny toerana misy anao 📍
Te hahafantatra hoe avy aiza ireo namantsika sy mpanaraka anay rehetra izahay 🥰❤️

22/08/2026

Bonjour samedi ny ny andro 🥰, asio fikafija Kely mampifaly e ao amin'ny commentaires 🥰

21/08/2026

💍✨ HANAMBADY VE IANAO? 👰‍♀️🤵‍♂️
Ny andro lehibe indrindra eo amin’ny fiainanao… mendrika firavaka miavaka! ❤️
💎 Volafotsy | Volafotsy mifono volamena | Volamena 9K, 16K & 18K
✨ Na manana modèle manokana ao an-tsainao aza ianao, Le Chic Bijoux no mamelona azy ho tena izy!
💍 Alliance, bague de fiançailles na firavaka ho an’ny andro manokana…
👉 Tongava aty amin’ny LE CHIC BIJOUX e! 🥰
Fa ny fitiavana maharitra, mendrika marika maharitra. ❤️✨
📩 Aza mijery fotsiny… manorata aminay! 💎 #



21/08/2026

Chic bijoux

18/08/2026

LE CHIC BIJOUX — Ny hatsarana mendrika anao ✨
Satria ny hatsarana dia tsy amin’ny zavatra betsaka, fa amin’ny antsipiriany kely mampiavaka anao. 💎❤️
💍 Bague de fiançailles
💖 Alliances & bijoux élégants
✨ Firavaka tsara tarehy ho an’ny fotoana manokana
Avelao ny Le Chic Bijoux hanampy anao hamirapiratra amin’ireo fotoana tsy hay hadinoina. 🥰
👉 Safidio ny hatsarana. Safidio ny kalitao. Safidio Le Chic Bijoux. 💎

Ny hatsarana dia mipetraka amin’ny antsipiriany… ary ny firavaka no mamita azy. 💎✨Raha mitady élégance, finesse ary styl...
17/08/2026

Ny hatsarana dia mipetraka amin’ny antsipiriany… ary ny firavaka no mamita azy. 💎✨

Raha mitady élégance, finesse ary style ianao, Le Chic Bijoux no safidy! 💍✨
Bague • Alliances • Bracelets • Chaînes — firavaka natao hampamirapiratra anao amin’ny fotoana rehetra. ❤️

💬 Iza amin’ireto no tena tianao? Lazao ao amin’ny commentaire 👇
❤️ Raha tia azy ianao, asio J’AIME ary partageo amin’izay olona tianao hahita azy! 🥰

✨ Le Chic Bijoux — Brillez avec élégance

Bonsoir daholo ry mpanaraka ny Le Chic Bijoux! 🥰💎Mba asio présence kely aloha izay efa nahita sy nanaraka teto amin’ny L...
15/08/2026

Bonsoir daholo ry mpanaraka ny Le Chic Bijoux! 🥰💎
Mba asio présence kely aloha izay efa nahita sy nanaraka teto amin’ny Le Chic Bijoux! ❤️
👉 Asehoy anay hoe iza avy no mbola eto miaraka aminay hatramin’izao. 🥰
💬 Soraty fotsiny hoe “Présente 🥰” na asio ❤️ ny commentaire.
Mankasitraka indrindra anareo mpanaraka sy mpanohana anay! 🤍✨
Le Chic Bijoux — Ny hatsarana, ny élégance ary ny confiance miaraka. 💍✨

Address

Lo 12 Terre
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Chic bijoux posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share