Mignon Kely

Mignon Kely 👗 Prêt-à-porter & accessoires
📩 Commandes & infos en message privé
(1)

Miarahaba ny rehetra ô👋Tsena alahady hariva indray ary.🥰🥰🥰Manasa anareo ary fa misy karazany izy ao.Efa eo amin’ny sary ...
16/08/2026

Miarahaba ny rehetra ô👋

Tsena alahady hariva indray ary.🥰🥰🥰

Manasa anareo ary fa misy karazany izy ao.

Efa eo amin’ny sary daholo ny vidiny an☺️

Manao livraison izahay an.

MP avy hatrany ary ho an’izay vonona ô. Mankasitraka mialoha😊

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mignon Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share