Bliss Oasis

Bliss Oasis Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bliss Oasis, Clothing Store, Antananarivo.
(1)

Bonne année tsika mpanaraka ny page rehetra😘Misy bonne année mamy kely omenay anareo reto ..‼️PRIX PROMO 50 000 ar  daho...
17/01/2025

Bonne année tsika mpanaraka ny page rehetra😘
Misy bonne année mamy kely omenay anareo reto ..
‼️PRIX PROMO 50 000 ar daholo zay itanareo rehetra

STOP SOLEIL 🌞Mibalika be ingahy be masoandro ao ivelany ao annArovy ny masotsika amin ireto contre soleil manja kely ret...
26/11/2024

STOP SOLEIL 🌞
Mibalika be ingahy be masoandro ao ivelany ao ann
Arovy ny masotsika amin ireto contre soleil manja kely reto 😍..
Disponible en ligne sy aty amin'ny boutique.

Ireto ndray ny articles mbola dispo ato @ boutique😊.👉Sac👉Ensemble lin 👉Lunettes,  etc... Antaninarenina entre leader pri...
11/10/2024

Ireto ndray ny articles mbola dispo ato @ boutique😊.
👉Sac
👉Ensemble lin
👉Lunettes, etc...
Antaninarenina entre leader price sy super U.

Montre pour femmes 🥰⌚️Iza no tinareo? Vitsy Vitsy iany fa tsy misy be dia be Tongava mp aingana ❤️❤️
09/08/2024

Montre pour femmes 🥰⌚️
Iza no tinareo? Vitsy Vitsy iany fa tsy misy be dia be
Tongava mp aingana ❤️❤️

Efa tonga ny arrivagen-tsika ato am boutique an🥰🥰 tongava maro !!❤️🏠 Antaninarenina première boutique juste après leader...
05/08/2024

Efa tonga ny arrivagen-tsika ato am boutique an🥰🥰 tongava maro !!❤️
🏠 Antaninarenina première boutique juste après leader price au 1ere etage. Entre leader et Super U

🏠 Antaninarenina première boutique juste après leader price au 1ere etage. Entre leader et super u
03/06/2024

🏠 Antaninarenina première boutique juste après leader price au 1ere etage. Entre leader et super u

Bonjour daoly tsika ato am page 🥰Iza no mbola tsy nahazo tamin’ireto akanjo mafana antsika reto 😍 efa mangatsiaka tsara ...
01/06/2024

Bonjour daoly tsika ato am page 🥰
Iza no mbola tsy nahazo tamin’ireto akanjo mafana antsika reto 😍 efa mangatsiaka tsara zao ny andro tena ilaintsika izy sady stylé no mafana 🔥

Tongava mijerijery izay mety aty am boutique fa miandry anareo izahay ❤️

🏠 Antaninarenina première boutique juste après leader price au 1ere etage. Entre leader et super u

23/04/2024

Anao live sac kely ndray ary tsika ny prix efa ainareo fa promotion be otran’ny mahazatra 🥰🥰🥰

20/04/2024

Tapaka kely ny live tsika fa somary ratsiratsy ny réseau, fa aza miala alavitra fa iverina izahay zao🥰

20/04/2024

Salama daholy o🥰 anao live tsika am 13h , hisy fizarana credit sy promotion amin’ilay tena tinareo ka tandremo sao tara 🥰🥰

Coucou daholo ooo🥰🥰 mbola ato futsal Andraharo izahay miadry Anareo aaa🤩🤩 tongava daholo fa misy arrivage bdb aty oooo🤩🤩
05/04/2024

Coucou daholo ooo🥰🥰 mbola ato futsal Andraharo izahay miadry Anareo aaa🤩🤩 tongava daholo fa misy arrivage bdb aty oooo🤩🤩

Androany ary ny fotoanantsika any am futsal andraharo 🥰🥰🥰Tsara be daholo ny articles ho asehonay anareo any androany sy ...
04/04/2024

Androany ary ny fotoanantsika any am futsal andraharo 🥰🥰🥰
Tsara be daholo ny articles ho asehonay anareo any androany sy rapitso, misy ihany koa ny arrivage hiver mbola tsy hitanareo teto amin’ny page ka tongava maro😍😍😍
8h - 17h ny fotoanantsika androany sy rapitso
Entrée libre 🤩

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261384701179

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bliss Oasis posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category