Kol Oina

Kol Oina ✨🔥🌈Fait de tes rêves une réalité

❤️😊Bonsoir oooo 😘Retour mamy kely 😘😊😉Bijous 😘Bijous 😘, alefaso mp ary ilay commande raha tia ho afa po ianao 😊✨
29/08/2026

❤️😊Bonsoir oooo 😘

Retour mamy kely 😘😊😉

Bijous 😘Bijous 😘, alefaso mp ary ilay commande raha tia ho afa po ianao 😊✨

26/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Hasin'tsoa Razafitsalama, Maman Yazid, Aimé Rj, Narindra Soa, Jawina Rosalie, Tendry RM

✨😊☺️Coucou ❤️😉✨Eo @ sary ny hafatra ♥️✨
25/08/2026

✨😊☺️Coucou ❤️

😉✨Eo @ sary ny hafatra ♥️✨



❤️✨Elaela zay ity modèle ity 😍.Mitohy hatrany ny fandraisana commande ✨❤️
22/08/2026

❤️✨
Elaela zay ity modèle ity 😍.

Mitohy hatrany ny fandraisana commande ✨❤️



✨😊♥️Pochette rouge ✨Fantatrao ve oe inona ny dikan'ny couleur rouge na oe loko menamena ✨😊Ndao oe jerena ♥️Couleur rouge...
20/08/2026

✨😊♥️Pochette rouge ✨

Fantatrao ve oe inona ny dikan'ny couleur rouge na oe loko menamena ✨😊Ndao oe jerena

♥️Couleur rouge dia midika hoe :

❤️ L’amour et la passion : maneho fitiavana lalina sy ny maha ianao anao 💪

🔥 L’énergie et la force : maneho olona matanjaka, mahatoky tena, Sahy 💪

🌹 La beauté et la féminité : manome endrika manintona sy kanto 🌸

✨L'assurance et l'élégance : tsy mataotra isongadina sy maneo ny maha izy azy ☺️😎

Mety mbola Maro ihany koa no ainao fa zay aloha no afaka nozaraina eee 😉😊♥️




Wow 😍😍quel élégance 😍✨😉, manja kely ry reto a,,,,,, *  modèle unique izy ity tantarako kely anareo ny tantarany 👉👈😍,_ Sa...
12/08/2026

Wow 😍😍
quel élégance 😍✨😉, manja kely ry reto a,,,,,,
* modèle unique izy ity tantarako kely anareo ny tantarany 👉👈😍,

_ Sac cuir marque fata daza tsy ho lazaiko eto ny anarany fa oe ho avadika rafia 😊😪 sarotra kely tamiko ihany fa "ce qui risque gaine, ze tsy mirisika Ouain" 😉🤣

De otrzao ny fivokany 😍😊

Sur commande ary eee ❤️Miandry anareo ooo




❤️☺️😍✨🏝️ Manimanitra vaccance kely e ❤️Sur commande hatrany 😉
11/08/2026

❤️☺️😍✨🏝️ Manimanitra vaccance kely e ❤️

Sur commande hatrany 😉



Salama oooo 😊😁❤️amin'ny fitsikitsikina be ndray no iarabana atsika rehetra oooooo, ❤️Ndao mba hiresaka mahakasika ny kar...
05/08/2026

Salama oooo 😊😁❤️amin'ny fitsikitsikina be ndray no iarabana atsika rehetra oooooo, ❤️Ndao mba hiresaka mahakasika ny karazana anarana point amin'ny crochet Tsika 😊, # ireto ilay point tena fampiasa matetika

1 _ La maille en l'air (ml)

2_ La maille coulée (mc)

3 _ La maille serrée (ms)

4 _ La demi-bride (dB)

5_ La bride (B)

6_ La double bride (DB)

7 _ Le point V

8 _ Le point filet

9 _ le point de riz

10 _ point d'ananas

❤️😊Reo no fanoratra azy ❤️😊toroay kely hoatsika ooo



❤️😊😉💫
01/08/2026

❤️😊😉💫

💫🏝️Vacances 🌊 Vacances ❤️☀️❤️☺️ Andeha vacances zao ndrie 😎 ilay sac mety kokoa zao sac rafia 👜🛍️😊 Bonne vacances izay e...
30/07/2026

💫🏝️Vacances 🌊 Vacances ❤️☀️

❤️☺️ Andeha vacances zao ndrie 😎 ilay sac mety kokoa zao sac rafia 👜🛍️😊

Bonne vacances izay efa lasa dia ho anizay vao andeha alefaso ny commande sac 😊😉😍





Address

Ambohimanarina
Antananarivo

Telephone

+261337069671

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kol Oina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share