Kitapo Modèrne

Kitapo Modèrne Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kitapo Modèrne, Apparel & Clothing, Talatamaty, Antananarivo.

‼️Betsaka koa anie isika manjifa TOTE BAG VIERGE e😍     💥TOTE BAG Izn tissu Drill blanc cassé indray izao no disponible+...
15/09/2026

‼️Betsaka koa anie isika manjifa TOTE BAG VIERGE e😍
💥TOTE BAG Izn tissu Drill blanc cassé indray izao no disponible+ de 200 pièces
💥Aza hasino fa manao personnalisation foana izahay👌🏻
Afaka tonga dia miditra Mp na tonga dia miantso ny:📞0349655318
WhatsApp : 0346828967
e-mail : [email protected]

Facture avec Nif Stat à Jour

🛍️✨ KITAPO MODERNE – Des créations personnalisées selon vos besoins ! ✨🛍️🎒 Tote Bag👝 Trousse🌸 Pochon🎒 Sac à dos à cordon...
11/09/2026

🛍️✨ KITAPO MODERNE – Des créations personnalisées selon vos besoins ! ✨🛍️

🎒 Tote Bag
👝 Trousse
🌸 Pochon
🎒 Sac à dos à cordon (Kenda Homana)

💖 Personnalisables avec votre logo

🏢 Idéal pour entreprises, écoles, associations, événements & cadeaux 🎁
✨ Qualité • Élégance • Savoir-faire malagasy 🇲🇬❤️

💰 Prix à partir de :
🛍️ Tote Bag : 4 000 Ar
👝 Trousse : 3 000 Ar
🌸 Pochon : à partir de 3 000 Ar
🎒 Kenda Homana : à partir de 4 500 Ar

📞 Téléphone : 034 965 53 18
📲 WhatsApp : 034 682 89 67
📧 E-mail : [email protected]
🧾 NIF & STAT à jour ✅
💬 Commandez dès maintenant ! 🥰🔥
❤️ KITAPO MODERNE — Votre logo, notre savoir-faire ! ❤️

💥Araraoty💥Tote bag vièrge en tissu Soga   💥35*40 cm de dimension ( Disponible 100 pièces)  💥 Prêt à imprimer 👌🏻 🩸Manao P...
11/09/2026

💥Araraoty💥Tote bag vièrge en tissu Soga
💥35*40 cm de dimension ( Disponible 100 pièces)
💥 Prêt à imprimer 👌🏻
🩸Manao Personnalisation 👌🏻
📞0349655318
WhatsApp : 0346828967
E-mail : [email protected]

🩸Facture avec Nif Stat à Jour

💥Ireto ary ilay TOTE BAG et TROUSSE en Tissu Drill blanc cassé nampanantenaiko anareo rehefa vita 😍💥   🥰Tena tsara kosa ...
04/09/2026

💥Ireto ary ilay TOTE BAG et TROUSSE en Tissu Drill blanc cassé nampanantenaiko anareo rehefa vita 😍💥

🥰Tena tsara kosa aloha e👌🏻
💥Afapo daholo ny Clients😍

🩸Tissu matevina 👌🏻
🩸Ny Logo mivoaka tsara aminy 👌🏻

💥Tongava ....aza misalasala ary manao commande 💥💥( Mbola disponible ny tissu Drill blanc cassé)

🩸 Disponible koa ny tote bag vièrge en tissu Soga : 35*40 cm de dimension( Plus de 200 pièces)

📞0349655318

WhatsApp :0346828967

E-mail : [email protected]

Facture avec Nif Stat à Jour

Tote Bags Moderne
Mamy Tote Bag
Goodies Mdg
@

💥🙏🏻 Tena fisaorana lehibe ho anareo any TOAMASINA! 🙏🏻❤️Misaotra betsaka anareo rehetra tao Toamasina izay nametraka ny f...
04/09/2026

💥🙏🏻 Tena fisaorana lehibe ho anareo any TOAMASINA! 🙏🏻❤️

Misaotra betsaka anareo rehetra tao Toamasina izay nametraka ny fahatokisanareo tamin’ny Kitapo Moderne 🙏🏻🥰

Maromaro tokoa ianareo no efa nanao commande taminay tato ho ato, ary tena faly sy mankasitraka indrindra izahay 🥹❤️🙏🏻

✨ Ireto indray ny Tote bag & Trousse personnalisé natao tamin’ny tissu Drill blanc cassé 🤍👌🏻

➡️ Mafy, matevina ary tsara kalitao 💪🏻✨
➡️ Azo atao personnalisé araka izay itiavanareo azy 😍🎨

📦 Ho anareo rehetra manerana an’i MADAGASCAR 🇲🇬❤️
Na aiza na aiza faritra misy anareo, mandray commande izahay! 🛍️📩

👉 Alefaso aminay ny modèle na logo tianareo, dia iaraha-manao tsara 😍🔥

📞 Téléphone : 034 96 553 18
📱 WhatsApp : 034 68 289 67
📧 Email : [email protected]
🧾 NIF – STAT à jour ✅

❤️ Kitapo Moderne — Misaotra tamin’ny fahatokisana! 🙏🏻🥰🇲🇬

02/09/2026
✨ AZA MITADY LAVITRA INTSONY! ✨Izahay dia mamokatra ho anareo ireo Tote Bag 👜, Trousse 👝, Sac à dos à cordon (Kenda homa...
01/09/2026

✨ AZA MITADY LAVITRA INTSONY! ✨

Izahay dia mamokatra ho anareo ireo Tote Bag 👜, Trousse 👝, Sac à dos à cordon (Kenda homana) 🎒 ary Pochon 😍❤️

👉 Commande personnalisée araka izay ilainareo ( Sary na soratra ,na initial)

👉 Ho an’ny particulier, entreprise, association, événement, ONG sns....

👉 Kalitao tena tsara 👌🏻✨

📦 MANDRAY COMMANDE ISAN’ANDRO 🥰

Aza miandry ela fa manaova commande dieny izao! ❤️

📞 034 96 553 18
📲 WhatsApp : 034 68 289 67
📧 E-mail : [email protected]
🧾 NIF STAT À JOUR

💥 KITAPO MODERNE — Ny kitapo ilainao, ataonay ho anao! ❤️

Address

Talatamaty
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kitapo Modèrne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share