Ifprog Madagascar

Ifprog Madagascar Formation Professionnelle Garantie basée sur: LA Coupe et Couture, la Mécanique Auto, l'Esthétique et le Stylisme.

15/08/2026

Sortie de Promotion :
Association Maisons des enfants/I.F.PRO.G .
Navoaka fanindroany tamin'ny fomba ofisialy tety amin'ny CCIA Antaninarenina ireto mpianatra nahavita ny fianarany tato @ I.F.PRO.G ,ka nahazo ny Certificat de fin de formation avy @ Ministère de l'Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle ireto.
Nisy ny fifaninana ka izay groupe manana fandaharan'asa tsara indrindra dia ahazo famatsiam-bola arak'asa ,marihina fa ny I.F.PRO.G dia nanolotra tohana goavana izay anisan'ny fototry @ ASA izay ho ajoron'izy ireo toy ny :(suivie) fitsidihina,fanaraha-maso momba ny "fahaizana mamoaka ny modèle coupe , patronage,fandefasana clients izay mitady mpanjaitra any @ izy ireo, toro lalana izay mety ho fampandrosoana ny asa sns...
Nankatelina tanteraka izany moa ry zareo avy ao @ Association Maisons des enfants,mitohy hatrany ny fiaraha-miasa.

Sortie de Promotion :ONG Maisons des enfants/I.F.PRO.G .Navoaka fanindroany tamin'ny fomba ofisialy tety amin'ny CCIA An...
15/08/2026

Sortie de Promotion :
ONG Maisons des enfants/I.F.PRO.G .
Navoaka fanindroany tamin'ny fomba ofisialy tety amin'ny CCIA Antaninarenina ireto mpianatra nahavita ny fianarany tato @ I.F.PRO.G ,ka nahazo ny Certificat de fin de formation avy @ Ministère de l'Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle ireto.
Nisy ny fifaninana ka izay groupe manana fandaharan'asa tsara indrindra dia ahazo famatsiam-bola arak'asa ,marihina fa ny I.F.PRO.G dia nanolotra tohana goavana izay anisan'ny fototry @ ASA izay ho ajoron'izy ireo toy ny :(suivie) fitsidihina,fanaraha-maso momba ny "fahaizana mamoaka ny modèle coupe , patronage,fandefasana clients izay mitady mpanjaitra any @ izy ireo, toro lalana izay mety ho fampandrosoana ny asa sns...
Nankatelina tanteraka izany moa ry zareo avy ao @ ONG Maisons des enfants,mitohy hatrany ny fiaraha-miasa.

13/08/2026

Address

Antananarivo

Telephone

+261341152440

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ifprog Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share