Lalou Page

Lalou Page Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lalou Page, Apparel & Clothing, Antananarivo.

06/06/2026
✨👠 SLINGBACK & ESCARPIN VITA MALAGASY 👠✨Élégance, confort ary qualité mitambatra 🥰Ataovy miavaka ny style-nao amin’ireto...
18/05/2026

✨👠 SLINGBACK & ESCARPIN VITA MALAGASY 👠✨
Élégance, confort ary qualité mitambatra 🥰
Ataovy miavaka ny style-nao amin’ireto Slingback & Escarpin Vita Malagasy manara-penitra ireto 🇲🇬✨
💰 Prix : 45 000Ar à 55 000Ar
📦 Commande : 4 à 7 jours
💳 Accompte obligatoire
🌸 Mety amin’ny : ✔️ Bureau
✔️ Sortie
✔️ Évènement
✔️ Look chic & tendance
📩 Mp raha haka modèle hafa na hanao commande
❤️ Misaotra manohana ny Vita Malagasy 🇲🇬

Sandales en Raphia Vita Malagasy ✨Mitady sandales stylée, confortable ary tendance ve ianao? 😍Ireto ary ireo sandales en...
14/05/2026

Sandales en Raphia Vita Malagasy ✨
Mitady sandales stylée, confortable ary tendance ve ianao? 😍
Ireto ary ireo sandales en raphia vita Malagasy, mety amin’ny sortie, plage, na look chic andavanandro 🥰
👡 Pointure disponible : 34 à 41
🧵 Vita tsara sy maharitra
⏳ Faharetan’ny commande : 7 à 10 jours
💌 Prix en MP
Ataovy miavaka ny style-nao miaraka amin’ny artisanat Malagasy

✨👡 Collection Kiraro Femme 👡✨Te hanampy style sy élégance amin’ny fitafianao ve ianao? 🥰Ireto ary ireo modèles kiraro te...
12/05/2026

✨👡 Collection Kiraro Femme 👡✨
Te hanampy style sy élégance amin’ny fitafianao ve ianao? 🥰
Ireto ary ireo modèles kiraro tena tsara sy manara-penitra azo atao commande 💖
🖤 Talons élégants
🤎 Sandales compensées
✨ Claquettes tendance
💛 Modèles simples sady classe
🌸 Prix : 45 000Ar — 65 000Ar
🌸 Qualité tsara & finition milay
🌸 Misy modèles maro azo isafidianana
🌸 Afaka mandefa modèle hafa ihany koa ianareo 🥰
🌸Ny modèle anay efa tanaty publication taloha ihany koa Mbola afaka hatao🥰🥰🥰
⏳ 10 à 15 jours après commande no fahavitany
📩 Midira privé raha hanao commande na haka informations fanampiny 🥰🙏

💗 Talon carré 💗💋 Safidio izay model Tinao s'y n'y ahavony ary izahay no manatanteraka azy💋Commande 4 à 7jours🤗🙏 (avance ...
27/03/2026

💗 Talon carré 💗
💋 Safidio izay model Tinao s'y n'y ahavony ary izahay no manatanteraka azy💋
Commande 4 à 7jours🤗🙏 (avance obligatoire)
Couleur : marron camel, marron foncé, moutarde, rouge, noir, doré, blanc, argenté, grenat, beige, beige n**e,......
Hauteur: ❌ 1cm à 10cm.❌
Prix:
1cm à 3cm: 35000ar
5cm à 7cm: 45.000ar
8cm à 10cm: 50.000ar
Talon plateforme 7 à 10cm: 55.000ar
Mp avy hatrany ❤️❤️❤️❤️❤️

23/03/2026

Alefaso ry reto ny commande fa Kely sisa anie oa dia paka e😍💜💜💜💜

Tena mba tsy tiako kosa aloha ty fanovàna Ty e🥺😥
18/03/2026

Tena mba tsy tiako kosa aloha ty fanovàna Ty e🥺😥

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2025❤️♥️♥️Miverina indray ny fandraisanay commande eto Lalou Page 🥰...
23/01/2025

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2025❤️♥️♥️
Miverina indray ny fandraisanay commande eto Lalou Page 🥰satria vaovao ny taona dia miova kely ny conditions mba hanatsarana ny asa😍
Vita Malagasy hatrany ny kiraro ato aminay 😍😍😍
💥💥💥Avance Obligatoire : 5000ar Tanà& Faritra🙏
Prix : Manomboka @35.000ar [email protected] fa miankina am modèle safidinao♥️❤️❤️
💥💥💥6 à 7Jours après commande ny livraison 😍😍😍
Couleurs disponibles : Noir, Blanc,Marron,Jaune,Rouge,gris argenté, Dorée,Grenat, Rose n**e ,Rose gold🥰
Mp avy hatrany ary tompoko 🥰😍🥰 na miantso ny 0346301875🥰

1 volana sisa dia ho avy ny Fety ry reto a♥️♥️♥️Alefaso dieny zao ny commande na kiraro mba hampilamina♥️♥️♥️🔥Spécial ta...
25/11/2024

1 volana sisa dia ho avy ny Fety ry reto a♥️♥️♥️Alefaso dieny zao ny commande na kiraro mba hampilamina♥️♥️♥️
🔥Spécial talon carrée vita malagasy hatrany no Lalou Page Page🥰
🔥 Longueur talon afaka misafidy (3,5,8cm)
🔥Sur commande 🌸🌸🌸
🔥Après 3 à 4jours Dia vita🌸🌸🌸
Manao livraison s'y eto Tàna🥰
Prix : Manomboka @ 35.000 ar [email protected] fa miankina modèle tianareo...🌺
Mp avy hatrany 🥰 na miantso: 0346301875
0332098109 🙏🙏🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lalou Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share