12/09/2026
Asabotsy maivamaivana Kely indray e🤍💛
Rehefa manao akanjo maha- à l'aise anao ianao dia milamina vatana fa andramo anie fomba fiankanjo lamaody anefa tsy mety aminao fa terena fotsiny 🤦🏻 tsy mety mahazo aina ianao 😜😊
💛💛Mirary soa🤍🤍