Nabi vibes

Nabi vibes Montrez le vrai vous,
Choisissez des beaux outfits 🦋
🇰🇷

~While you were sleeping ~Tout va se passer, ça peut avoir l'air quelque chose de gros, quand toutes les choses passent,...
18/06/2024

~While you were sleeping ~
Tout va se passer, ça peut avoir l'air quelque chose de gros, quand toutes les choses passent, il ne reste rien.❤️‍🩹



🦋

il y a des papas k-fans ici  ? ❤️Vous êtes le phare de vos enfants, qui que vous soyez. Restez fort, gardez la tête haut...
16/06/2024

il y a des papas k-fans ici ? ❤️

Vous êtes le phare de vos enfants, qui que vous soyez. Restez fort, gardez la tête haute et montrez-vous 💪
Bonne fête ❤️
~Queen of tears~



🦋

Hiaraka hisakafo amina koreana ? 🇰🇷Ohatratsika malagasy iany dia manana fahakalam-pomba maro samihafa ny koreana rehefa ...
14/06/2024

Hiaraka hisakafo amina koreana ? 🇰🇷

Ohatratsika malagasy iany dia manana fahakalam-pomba maro samihafa ny koreana rehefa misakafo eo ambony latabatra. 👇

🔴Fadiana ny mibata ny lovia baolina rehefa mihinana fa avela eo ambony latabatra iany.
🔴Tsy fanao ny manatsatoka ny "baguette" ao anaty vary fa avoaka eny ivelany foana.
🔴Raha misotro ohatra dia mihorirana fa tsy manatrika ny olona eo anoloana raha zandry olona ianao.
🔴Miezaka ny tsy mahalany sakafo mialoha ny lehibe.
🔴Rehefa te handraraka zavapisotro ao anaty veranao ny lehibe anao dia tsy tokony mandà, ary raisina amin'ny tanana roa ny vera.

Mbola betsaka ny fahalalam-pomba fa isika mety efa misy mety mahay fa misy koa zao vao mahalala.
Tsara ho fantatra ny fomban'ny hafa fa ny an'ny tena koa tsy mahazo atao tsinotsinona 😊



My demon ♥️~마이 데몬~Il ne faut pas faire semblant d'aller bien, le temps ne peut pas tous guérir. Il faut écouter ses émot...
06/06/2024

My demon ♥️
~마이 데몬~
Il ne faut pas faire semblant d'aller bien, le temps ne peut pas tous guérir. Il faut écouter ses émotions et faire face à sa peine et son propre chagrin.



🦋

Ny zavatra mitranga raha misava ny ordi-ako za ka tsy misy ao tsony ny drama-ako 😈     🦋
04/06/2024

Ny zavatra mitranga raha misava ny ordi-ako za ka tsy misy ao tsony ny drama-ako 😈



🦋

Te hivahiny na hipetraka any korea atsimo ? 🇰🇷Ataovy veloma ary aloha ny sigara Satria dia voarara ny fifohana sigara en...
28/05/2024

Te hivahiny na hipetraka any korea atsimo ? 🇰🇷

Ataovy veloma ary aloha ny sigara Satria dia voarara ny fifohana sigara eny an-dalambe sy amin'ny toerana maro isankarazany. 🚭

-Tsy azo ifohana sigara eny an-tsena
-manodidina fivorivorian'olona
-Tsy misy Ray aman-dreny mifoka eo imason'ny zanany

Na mandoha lamandy ianao na mahazo tsiny sy voateny avy hatrany raha mifoka sigara eny rehetra eny.

Dia tsy misy koreana mifoka sigara izany ve ?

Misy ka... Tena misy ary betsabetsaka iany saingy efa misy toerana kely na faritra kely na trano fitaratra kely natokana hifohana sigara fotsiny: efa misy fitoerana taintsigara eo antsoina hoe 흡연실 재떨이 (hubyeonsil jaetteori)(cendrier lehibe) . Io toerana io dia natao hoan'ny mpifoka sigara fotsiny iany ka ao iany izy ireo no afaka mifoka fa ny ankoatra izay voarara amin'ny ankapobeny.🚔

Mahazo tombony be ireo izay tsy mahazaka sy tsy tia fofon-tsigara amin'ity..
Soa fianatra... 🤗
Source: 파리지앙 티비



🦋

Une mère peut remplacer n'importe quoi dans ce monde, mais rien ne peut remplacer une mère ♥️Bonne fête à toutes les mam...
26/05/2024

Une mère peut remplacer n'importe quoi dans ce monde, mais rien ne peut remplacer une mère ♥️
Bonne fête à toutes les mamans🎈
사랑해 엄마



🦋

~The good bad Mother~

Sapez avec des beaux outfits ❤️‍🔥Découvrez nos collections de cette semaine avec des styles très sympa 💞- ensemble jupe ...
23/05/2024

Sapez avec des beaux outfits ❤️‍🔥

Découvrez nos collections de cette semaine avec des styles très sympa 💞

- ensemble jupe et t-shirt ( disponible en 4 couleurs)
-sweat à capuche crop
-gilet jaune moutarde&noir

Ce sont des articles et modèles uniques donc passez vite en mp pour réserver😉

Nous pouvons aussi réaliser votre commande en de référant à nos modèles 💓




🦋

Atao pause ilay drama dia rehefa tsy alefa raha tsy efa hay hoe taiza 🤧
23/05/2024

Atao pause ilay drama dia rehefa tsy alefa raha tsy efa hay hoe taiza 🤧

~DOCTOR SLUMP~Pense à toi au lieu de faire passer les autres en premier  💗      🦋
21/05/2024

~DOCTOR SLUMP~
Pense à toi au lieu de faire passer les autres en premier 💗




🦋

Iza no mampiasa "Samsung" ? 📱💻Fantatrao ve ny tantaran'izany marika iray izany ?Andao ary fantarina androany ee...이 병철 (...
15/05/2024

Iza no mampiasa "Samsung" ? 📱💻

Fantatrao ve ny tantaran'izany marika iray izany ?
Andao ary fantarina androany ee...

이 병철 (Lee byung cheol) teratany koreana tatsimo no namorona ny marika 삼성 (Samsung) tamin'ny taona 1930 tany hoany teo amin'ny faha 28 taonany .

Orinasa nisehatra tamin'ny fanafarana sy fanondranana paty sy trondro eran'i asia no niandohan'ny orinasa tamin'izany. Fa ny tena fanirian'ny mpamorona ny orinasa dia hamokatra fitaovana elektronika.

👉Ny taona 1976 no nivoaka ny fahitalavitra Samsung voaloha 📺
👉Ny taona 1983 no nivoaka ny solosaina Samsung voaloha💻
👉 Ny taona 1988 kosa no nivoaka ny finday. 📱

Ny 19 novambra 1987 moa no maty i 이병철 (Lee byeong cheol) ary nodimbiasan'i 이 건 의(Lee keon hee) zanany izy taty aoriana.

Tsy tapitra hatreto akory fa tohizantsika amin'ny manaraka indray ny tantara fa mbola lava ny tantara niaina' izany marika 삼성 (Samsung) izany. 😉



🦋

~Marry my husband~Je ne suis pas forcée d' être gentille avec ce qui me traite de mal, je serai plus gentille avec qui l...
07/05/2024

~Marry my husband~
Je ne suis pas forcée d' être gentille avec ce qui me traite de mal, je serai plus gentille avec qui le mérite




🦋

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nabi vibes posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share