Mianjaika Fafa

Mianjaika Fafa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mianjaika Fafa, Soavimasoandro, Antananarivo.

🎀🌹 BIENVENUE CHEZ MIANJAIKA FAFA🌹🎀

😊👗Nous vous proposons des produits de qualité pour vôtre mode et pour votre beauté 👗🥰

🙏 Suivez nous pour ne rien manquer de nos offres exclusives 😘

20/06/2026

coucou cliente malala🥰
ialana tsiny t@ livraison tsy tratra omaly zareo zn, nisy maro2 taraiky fa nandalo tdy fahasalama ny livreur tsika omaly dia taraiky ny livraison sasany. 🙏🙏🙏🙏
Atao androany daholo ny tsy vita omaly mbola misy ep @ 15 eo nareo tsy nahavoaray fa ialana tdiny indeindra 🙏🙏🙏
Merci🥰

❌❌Destockage penoir❌❌Tonga dia prix tsy mampino reto zareo an🎁🎁🎁 ✨itanareo ato daholo ilay tadiavianreo rehetra🥰☘️🍒Sorti...
19/06/2026

❌❌Destockage penoir❌❌

Tonga dia prix tsy mampino reto zareo an🎁🎁🎁
✨itanareo ato daholo ilay tadiavianreo rehetra🥰☘️🍒
Sortie de bain🛀🛀
Grenouilliere adulte😺😺
Penoire enfant
penoire adulte

Detail ao @ commentaire ✅
livraison partout 🚴🚙




🚨🚨🚨tonga dia ataoko prix liquidation reto anomanana fety🚨🚨🚨✨tena oe fanomezana be🎁🎁🎁✅prix fixe tompoko fa tena varoboba,...
17/06/2026

🚨🚨🚨tonga dia ataoko prix liquidation reto anomanana fety🚨🚨🚨

✨tena oe fanomezana be🎁🎁🎁
✅prix fixe tompoko fa tena varoboba,
✨sans defaut daho

araraoty fa mbola anatin'ny ririnina isika zao aki an🥰🥶🥶🥶
livraison partout🚴🚙

15/06/2026



okzay ri   fa tsy zakan'ny zanakatidoha kelinay an😭🤣
14/06/2026

okzay ri fa tsy zakan'ny zanakatidoha kelinay an😭🤣

😲 Nambaran’i fa mety hiditra amin’ny vanim-potoana iray tsy mbola nisy hatr@zay izao tontolo izao, izay hahitana robot humanoïde an-tapitrisany maro miasa miaraka amin’ny olombelona.

🤔 Araka ny vinavina navoakany, dia mety hahatratra am-polony miliara ireo robot ireo alohan’ny taona 2040, ka mety hihoatra lavitra noho ny isan’ny olona aza ny isan’izy ireo.

🤖 Ny robot izay novolavolainy dia tombanana ho eo anelanelan’ny 20 000 sy 25 000 $ amerikana ny vidiny rehefa tonga eny an-tsena.

😁 Nisy ihany koa ny resabe sy tombantombana niely tamin’ny aterineto momba ny mety hampiasana azy ho lasa olotiana ary afaka miray ara-nofo 🔞.
Na izany aza, tsy mbola misy fanamafisana ofisialy momba izany aloha hatreto.

🫡 Araka ny fijeriny, ny fandrosoan’ny faharanitan-tsaina artifisialy (IA) sy ny robotika dia hitondra fiovana lehibe eo amin’ny fiarahamonina.

✍️ CFT - Centre de Formation Technologique

Source: Cultunation & UNILAD Tech.

🩷🩷🩷 Arrivage Penoire🩷🩷🩷atolotra ampitiavana be foana ki🙏🙏🙏✨mbola anatiny ririnina aki tsika zao🥶🥶🥶 ✨prix mirary be foana...
12/06/2026

🩷🩷🩷 Arrivage Penoire🩷🩷🩷
atolotra ampitiavana be foana ki🙏🙏🙏

✨mbola anatiny ririnina aki tsika zao🥶🥶🥶
✨prix mirary be foana aki 🥰
✨friperi premier choix👍





✅livraison partout
❌tsy manakalokalo apres livraison
❌izay tena vonona ihany no aoka anao jp
❌jp+ contact+lieu no manakery.

📦stock limité fa aingana ara aki an

🚨🚨asitsika fizarana credit rariva fa ao aloha ampio aho dia ato @ coms ato no alefako credit telman, orange, airetel,.. ...
09/06/2026

🚨🚨asitsika fizarana credit rariva fa ao aloha ampio aho dia ato @ coms ato no alefako credit telman, orange, airetel,..
✨Samy tianareo be reto ato amiko🥰🥰
very hevitra aho fa zay be point no apoakatsika voalohany
coms kely aloha ary e...✍️✍️☘️☘️
✅zay miteny oe penoire manoratra oe penoire
✅zay miteny oe manteau femme manotra oe manteau🥰

❌❌ vendu❌❌❌LUIQUIDATION MANTEAU❌❌ . ❌❌Tsy misy intsony ity entana ity fa io ihany🚨🚨✨Manteau femme✨matevina mahazaka riri...
08/06/2026

❌❌ vendu❌❌❌
LUIQUIDATION MANTEAU❌❌ .
❌❌Tsy misy intsony ity entana ity fa io ihany🚨🚨
✨Manteau femme
✨matevina mahazaka ririnina
prix pas plus de 15000 ar✅

livraison partout🚴🚙

✨tsy misy ratsy oa e🔥🥰qualité Top beaza varina any fa zao ny hatsarany❤️taille M25000 ar✅
08/06/2026

✨tsy misy ratsy oa e🔥🥰
qualité Top be

aza varina any fa zao ny hatsarany❤️
taille M
25000 ar✅

mbola misy disponible🥰🥰🥰
08/06/2026

mbola misy disponible🥰🥰🥰

Address

Soavimasoandro
Antananarivo

Telephone

+261345087702

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mianjaika Fafa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share