Mitafy LAMBA LANDY

Mitafy LAMBA LANDY Nous sommes créateur unique, styliste personnalisé en soie Malagasy. Personnalisation faisable pour un habillement simple et chic sans égale.

Confiez-nous vos choix, nous y ajouterons un coup de magie avec amour d'art; pour une élégance sans pareille. lamba landy, akanjo landy, fitafy landy

Salama daholo ! Ireto ary ireo loko andrasanareo sy nangatahanareo taminay ekipan'ny Mitafy LambaLandy 1 isaka ny sary n...
11/06/2026

Salama daholo !

Ireto ary ireo loko andrasanareo sy nangatahanareo taminay ekipan'ny Mitafy LambaLandy

1 isaka ny sary no dispo de suite, fa afaka manao commande ianareo raha te hampitovy maromaro.

ho an'ny tena na ho an'ny hafa

Confirmation de commande direct sur MP ou WhatsApp au 034 83 250 07

Soava tontolo andro daholo ianareo

Mirary faran'ny herinandro feno fifaliana ho anareo indray ny ekipan'ny Mitafy LambaLandy Aza miandry fotoana farany fa ...
06/06/2026

Mirary faran'ny herinandro feno fifaliana ho anareo indray ny ekipan'ny Mitafy LambaLandy

Aza miandry fotoana farany fa dieny izao dia manomàna ny fanomezana ho an'i Dada...

Confirmation de commande direct sur MP ou WhatsApp : +261 34 83 250 07

Homena vahana Kely ianareo lehilahy ato ho atoManaikaiky ny ferin'ny Ray. Ary tsy mitanila ny ekipan'ny Mitafy LambaLand...
05/06/2026

Homena vahana Kely ianareo lehilahy ato ho ato

Manaikaiky ny ferin'ny Ray. Ary tsy mitanila ny ekipan'ny Mitafy LambaLandy

31/05/2026
30/05/2026


Tolotra miavaka ho anareo RENY
Anio ihany a!

Confirmation direct sur MP et WhatsApp

Promo spécial ho an'i   noho ny fitiavany tsy manam-paharoa...Mendrika azy ny Fanomezana tsy tontan'ny ela...  Confirmat...
30/05/2026

Promo spécial ho an'i noho ny fitiavany tsy manam-paharoa...
Mendrika azy ny Fanomezana tsy tontan'ny ela...

Confirmation de commande direct sur MP et WhatsApp au 034 83 250 07

Mitafy LambaLandy

Coucou les loulous ! Ianareo izay Mbola tsy nahita     Tolory Fanomezana miavaka i NenyTolotra spécial   Confirmation de...
29/05/2026

Coucou les loulous !

Ianareo izay Mbola tsy nahita
Tolory Fanomezana miavaka i Neny
Tolotra spécial
Confirmation de commande direct sur WhatsApp +261 34 83 250 07 ou mp Mitafy LambaLandy

Mirary faran'ny herinandro feno fiadanana ho anareo indray ary izahay ekipan'ny Mitafy LambaLandy
22/05/2026

Mirary faran'ny herinandro feno fiadanana ho anareo indray ary izahay ekipan'ny Mitafy LambaLandy

Salama daholo ! Eny ry zareo a! Afaka personnaliser-na amin'izay couleur sy style tianareo Ilay écharpe fa aza andrasana...
20/05/2026

Salama daholo !

Eny ry zareo a! Afaka personnaliser-na amin'izay couleur sy style tianareo Ilay écharpe fa aza andrasana amin'ny fotoana farany kosa a!

Izao izahay eto amin'ny Mitafy LambaLandy dia efa manomana ny cadeau anareo rehetra.

Isanandro mihitsy anie ny fetin'i raha ny FITIAVANY e

Iza no tianareo ?

Ndeha hanomana dieny izao ny fetin'ny RenyIlay FITIA tsy manam-paharoa...Mirary soa mandrakariva anareo reny rehetra ny ...
18/05/2026

Ndeha hanomana dieny izao ny fetin'ny Reny
Ilay FITIA tsy manam-paharoa...

Mirary soa mandrakariva anareo reny rehetra ny ekipan'ny Mitafy LambaLandy




Address

10 Rue Rainitovo 1er étage Antsahavola
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
20:00 - 22:00
Tuesday 08:00 - 17:00
20:00 - 22:00
Wednesday 08:00 - 17:00
20:00 - 22:00
Thursday 08:00 - 17:00
20:00 - 22:00
Friday 08:00 - 17:00
20:00 - 22:00
Saturday 08:00 - 17:00
20:00 - 22:00

Telephone

+261348325007

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mitafy LAMBA LANDY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mitafy LAMBA LANDY:

Share