Ts'Art Soja Tanà

Ts'Art Soja Tanà Sakafo vita amin'ny Soja no atolotray ho anao. Sakafo tena arapahasalama tokoa.

Tous les moyens sont bons , pour le recouvrement 🤣🤣
20/09/2026

Tous les moyens sont bons , pour le recouvrement 🤣🤣

🥰TOFU PRÉPARÉ 🥰2000 ar 100g
17/09/2026

🥰TOFU PRÉPARÉ 🥰
2000 ar 100g

Manana fromage de soja karazany 2 izahay 🙏Ho an'ireo :✓ végétarien tsy mihinana henambiby✓ manao regime diet ✓ manao spo...
16/09/2026

Manana fromage de soja karazany 2 izahay 🙏

Ho an'ireo :
✓ végétarien tsy mihinana henambiby
✓ manao regime diet
✓ manao sport sy mikotrana
✓ olona tia sakafo tsotra nefa arapahasalamana tsara

Tofu moelleux en bloc
3000 ar ny pièce, 10000 ar ny 4 pieces lanjany 1kg 200 environ

Tofu ferme , somary dur kokoa
17000 ar kg

Afaka mandefa any @ faritra

Commande isanandro avant 16h 30

📞 0380780326

Vaovao isan'andro ny tofu en bloc Afaka récupérer na , afaka livrer na ihany koaCommande mp na 0380780326
16/09/2026

Vaovao isan'andro ny tofu en bloc
Afaka récupérer na , afaka livrer na ihany koa
Commande mp na 0380780326

16/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mahatehotia Baliaka Tsara, Rouva Nadia, Lee Rose, Miaratsoa Chamia, Sombiniaina Tia, Yock Tseine, Jessica Andriatsimialona, Nomena Fahendrena, Joujou Harilanto, Hasina RatsitoNiaina, Sissi Andrianirina, Andriamarinå Hėnintsöa

Tofu ferme no fiantso azy ity.Fromage de soja , amin'ilay mafy kokoa Matsiro noho ilay tofu en bloc.Ito ny fanaovana an'...
15/09/2026

Tofu ferme no fiantso azy ity.
Fromage de soja , amin'ilay mafy kokoa
Matsiro noho ilay tofu en bloc.
Ito ny fanaovana an'ilay pimenté tinareo be ireny.
Commande isanandro avant 16h 30 foana
Prix nature 17000 ar kg
Prix préparer 20000 ar kg

Contact 0380780326

Raha eto Andoharanofotsy ianao!!!! Na bar, na epicerie, na gargotte na hivarotra mandende ftsn aza tena metyAfaka manao ...
09/09/2026

Raha eto Andoharanofotsy ianao!!!!

Na bar, na epicerie, na gargotte na hivarotra mandende ftsn aza tena mety

Afaka manao revendeur sambos na nem au tofu eto aminay ianao.

Tsisy hena fa au tofu tsotr'izao fa tena whaouhh be ny tsirony,
Andramo aloha anie eee...

Prix plus de 50pieces = 300 ar fotsiny

📞 0380780326

Tofu = Fromage de soja. Mahasolo hena tsara
07/09/2026

Tofu = Fromage de soja. Mahasolo hena tsara

Karazany 4 no mitambatra no azahoana ilay mélange na composé soja hoy ny olona sasany 😃Afaka atokana, afaka atambatra ih...
06/09/2026

Karazany 4 no mitambatra no azahoana ilay mélange na composé soja hoy ny olona sasany 😃
Afaka atokana, afaka atambatra ihany koa nefa.
Afaka atao pimenté tsara mitsy
Prix 100g = 2000 ar
Barquette 1000 ar
Contact 0380780326

nareo ve mba nanaraka maizimbolana 🤣
03/09/2026

nareo ve mba nanaraka maizimbolana 🤣

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo

Telephone

+261341928008

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ts'Art Soja Tanà posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share