22/04/2026
Condition de vente-nay:
-Mandefa amin'ny faritra (izay paiement vita androany par mobile money avant 20h ihany no livrena ny ampitso)
-Raha handoa par mobile money dia alefa amin'ny livreur amin'ny fotoanan'ny livraison hatrany ny vola tompoko (asiana frais de retrait)
-Tsy mamerina entana no tsy manao échange izahay (verifieo fona ny entana tompoko alohan'ny andoavana vola , tsy maninona mampiandry livreur fa tsy ela be na dia izany satria tadidio fa misy livraison ao aorinan'ny anareo dia jereo fona ny entana tompoko, averina amin'ilay livreur eo noho eo raha tsy ho alaina)
-Tsy maintsy mandoa frais de livraison na ho alaina na tsia ny article
-Tsy manao réservation
-Rehefa manao récupération dia ny ampitson'ny commande ihany no maka azy, raha tsy tonga ianareo dia miverina disponible ilay entana, toy izany koa ny livraison, tonga dia ny ampitso hatrany
-Tsy mitondra pataloha mihotran'ny 3 (telo)
-Tsy misy heure fixe ny livraison fa miantso mialoha fona ny livreur (afaka misafidy fotsiny hoe atao maraina na après-midi)
Izay tompoko dia mialatsiny raha misy tsy fahatomombanana indraindray fa miezaka hatrany manao izay ahatsara ny fandraisana 🙂