KATA STORE MG

KATA STORE MG Ici c'est là où les qualités sont au choix �

Hey les filles💗Dispo de suite|Coiller inoxydable|Boucle d'oreille inoxydable 😻✨À vous de choisir maintenant🤗------------...
19/07/2025

Hey les filles💗
Dispo de suite|Coiller inoxydable|Boucle d'oreille inoxydable 😻✨
À vous de choisir maintenant🤗
---------------------------
Prix abordable💌

Hey les filles!! ✨Arrivage manjakely🥰, collier inoxydable💗 avec prix abordable hatrany ah🤗
02/07/2025

Hey les filles!! ✨
Arrivage manjakely🥰, collier inoxydable💗 avec prix abordable hatrany ah🤗

Promotion hatrany😍Collier sy  boucle d'oreille disponible ato aminay amin'izao ankatokin'ny Asaramanitra izao😁✨Prix abor...
24/06/2025

Promotion hatrany😍
Collier sy boucle d'oreille disponible ato aminay amin'izao ankatokin'ny Asaramanitra izao😁✨
Prix abordables sady inoxydable daholo an🥰
----------------------------
Prix sur chaque photo

💗Gloss mouillé💗Misy fofona tsara kely😍À partir de 3.000Ar, passez vos commandes les filles🥰
24/06/2025

💗Gloss mouillé💗
Misy fofona tsara kely😍
À partir de 3.000Ar, passez vos commandes les filles🥰

Elaela izay ny page-tsika nangina fa tonga indray izahay miaraka amin'ireto articles vaovao be🤭 sady mafatifaty kely dah...
24/06/2025

Elaela izay ny page-tsika nangina fa tonga indray izahay miaraka amin'ireto articles vaovao be🤭 sady mafatifaty kely daholo😍😍 "Bague inoxydable"💍
✨Promotion Asaramanitra ✨
Alefanay 8.000ar daholo🥰
--------------------------
Alefao ary commande☺️

Ty koa modèle mbola misy kay 😉Aingana 🏃 ary tsika zay mbola tsy nahazo otran'io
18/05/2024

Ty koa modèle mbola misy kay 😉
Aingana 🏃 ary tsika zay mbola tsy nahazo otran'io

Ireto aloha misy modèle faraparany @ stock-tsika e 😊. Iza lay mbola tsy nahazo fa hiditra @ akanjo mafana  tsika.😉👉Réser...
16/05/2024

Ireto aloha misy modèle faraparany @ stock-tsika e 😊. Iza lay mbola tsy nahazo fa hiditra @ akanjo mafana tsika.😉
👉Réservation en mp hatrany ary e.

Otrany tsy hita mihitsy na mafana na mangatsika lay andro hatreto.💥🥶Sahirana be zahay hoe ovaina akanjo mafana  ary ve n...
14/05/2024

Otrany tsy hita mihitsy na mafana na mangatsika lay andro hatreto.💥🥶

Sahirana be zahay hoe ovaina akanjo mafana ary ve ny hatolotra an'ireto mpanaraka antsika ireto sa mbola ho tohizana tee-shirt milay be teo ihany.

Aleo aloha zahay handinika kely fa Bonne journée daholo aloha na dia izany aza 🥰😘

Iza daholo moa lay mpaano sport ato?Efa hangatsiaka koa ny andro 🥶Ndao ary hividy 🥰 JOGGING 😍 eMisaotra reo nanjifa hatr...
03/05/2024

Iza daholo moa lay mpaano sport ato?
Efa hangatsiaka koa ny andro 🥶
Ndao ary hividy 🥰 JOGGING 😍 e
Misaotra reo nanjifa hatramzay 🙏
Tissu lay matevina tsara foana
💯% coton

Nouvelle arrivage ❤👌Misy ho an'ny ankizy koa ato aminay an👇👇Kalitao tena tsara hatrany no atolotray.Midira mp ary rah hi...
01/05/2024

Nouvelle arrivage ❤👌
Misy ho an'ny ankizy koa ato aminay an👇👇
Kalitao tena tsara hatrany no atolotray.
Midira mp ary rah hi-commande

Les t-shirts encore disponibles en ce moment 🔥🕳 Qualité inchangée🕳 Commande en mpTel 032 11 477 21
20/03/2024

Les t-shirts encore disponibles en ce moment 🔥
🕳 Qualité inchangée
🕳 Commande en mp
Tel 032 11 477 21

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KATA STORE MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share