Mi SOA créat

Mi SOA créat Manao ny asa rehetra momba ny zaitra izahay. Sur commande et sur mesure
N : 034 47 442 65
Koa manasa anao anaraka ny page😊

Mahafatifaty kely ery oa e😍15 000ar fotsiny
30/01/2026

Mahafatifaty kely ery oa e😍
15 000ar fotsiny

Ensemble tsara kely😍 , maivana Sady afaka hoentina miasa20 000 ar fotsiny😊
24/01/2026

Ensemble tsara kely😍 , maivana Sady afaka hoentina miasa
20 000 ar fotsiny😊

Sur commande et sur mesure 😊
03/01/2026

Sur commande et sur mesure 😊

Mbola mandray commande foana izahay fa na dia izany aza tsy atomotra be loatra😊Tonga dia miantso no tena mety Elaela vao...
12/12/2025

Mbola mandray commande foana izahay fa na dia izany aza tsy atomotra be loatra😊
Tonga dia miantso no tena mety
Elaela vao voavaly ra mp
034 47 442 65
Mankasitraka sahady tompoko🙏

15 000ar fotsiny ity Sao mba mety aminareo😊
09/12/2025

15 000ar fotsiny ity
Sao mba mety aminareo😊

Manao ny asa rehetra momba ny zaitra izahaySur commande et sur mesureN: 034 47 442 65Koa aza miandry atomotra ary sao ta...
19/11/2025

Manao ny asa rehetra momba ny zaitra izahay
Sur commande et sur mesure
N: 034 47 442 65
Koa aza miandry atomotra ary sao tara eo ianao😊

Tsara tarehy kely daholo  ireto a😍15 000 ar ny iray @ ensembleAfaka mi créé izay commande tadiavinao koa izahay🙏 Tandrem...
11/11/2025

Tsara tarehy kely daholo ireto a😍
15 000 ar ny iray @ ensemble
Afaka mi créé izay commande tadiavinao koa izahay🙏
Tandremo ary sao tara an😊

Tena mafana be aky izany andro izany e!Ireto misy akanjo maivamaivana afaka anaovana tsara @ Zao andro izao😍😍Sady mora15...
05/11/2025

Tena mafana be aky izany andro izany e!
Ireto misy akanjo maivamaivana afaka anaovana tsara @ Zao andro izao😍😍
Sady mora
15 000ar ny ensemble.

Salama o!Ho fanampiako antsika Ray amandreny@ fidiran'ny mpianatra dia manao fihena_ body zah🔺Pataloha kely , jupe kely ...
18/07/2025

Salama o!
Ho fanampiako antsika Ray amandreny@ fidiran'ny mpianatra dia manao fihena_ body zah
🔺Pataloha kely , jupe kely , lobaka kely latsaky n'y 7 ans dia 10 000ar daholo( mandray vita)
🔺8 ans à 12 ans 15 000ar ( mandray vita)
13 ans + 20 000ar ( mandray vita)
🔺N'y tablier kosa dia 8 000ar Mankasitra fotsiny
Koa alefao mialoha ary n'y commande sao tara indray
Tonga dia miantso no tena mety
🔺N : 034 47 442 65

Aza miandry atomotra loatra oa vao manao commande.Manao ny momba n'y zaitra ahoTenue , tablier , akanjo momba n'y lanona...
18/07/2025

Aza miandry atomotra loatra oa vao manao commande.
Manao ny momba n'y zaitra aho
Tenue , tablier , akanjo momba n'y lanonana...rehefa zaitra e
Tonga dia miantso no mety
034 47 442 65

Address

Anosizato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi SOA créat posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share