Layan Fashion

Layan Fashion 🍁Une petite touche de créativité ✨ qui rendra votre look au top.🍁


By Fanah Shiny

Hellooo 🥰 !!!!Aza adino ary fa mbola misy hatrany ilay chouchou mahafatifaty kely 🙀🌼 ho antsika izay mbola tsy nahazo oo...
23/08/2026

Hellooo 🥰 !!!!
Aza adino ary fa mbola misy hatrany ilay chouchou mahafatifaty kely 🙀🌼 ho antsika izay mbola tsy nahazo ooh 😘🥰 !
Misy bandeau❤️ kou afaka ampiarahana amin'azy fa izay tianareo ihany anefa 🍀😚, tena tsara be daholo zareo aah 🥺, nefa ny prix tena mora be 🙀😚

Aza misalasala mandefa "mp" 😘ary raha misy mahaliana anareo 🥰.
Merci beaucoup 😘 !!!

Coucou 😍 !!Reto daholo ndray ary ny chouchou ho antsika izay mbola tsy nahazo eeh 💓🌼 !Tena mety be na ho an'ny ankizy ke...
21/08/2026

Coucou 😍 !!
Reto daholo ndray ary ny chouchou ho antsika izay mbola tsy nahazo eeh 💓🌼 !
Tena mety be na ho an'ny ankizy kely ar aah 😍 indrindra fa ho an'ny tanora🤗 eny fa na efa zoky ary 😊
Qualité tsara zareo nefa ny prix tena mirary aah 😍👌

Alefaso mp ar ooh 😘 !!

Merciiii beaucoup 😍🙏 !!!

Salama eeh 🥰 !!Tena ela be izay fotoana izay 🤧🤧Ndao nareo ho tolorana ireto chouchous mahafatifaty be ireto 🌼😘, qualité ...
17/08/2026

Salama eeh 🥰 !!
Tena ela be izay fotoana izay 🤧🤧
Ndao nareo ho tolorana ireto chouchous mahafatifaty be ireto 🌼😘, qualité tsara nefa ny prix tena mirary 😃

Manasa antsika ary hiditra mp izay liana ooh 🤗😘 !!
Merci beaucoup 🙏 !!

Address

Antananarivo

Telephone

+261348353276

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Layan Fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share