Mbala Vao

Mbala Vao Vente de vêtements en tissu 100% coton sérigraphiés, imprimés en DTF adaptés pour tous. "Mety amiko, mety aminao!"

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🔔🐰🥚
31/03/2024

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🔔🐰🥚


Akory aby eh!👋🏻Aza adino fa misokatra ho antsika rehetra izahay ah!😋Jerijereo izay tiana dia mametra fanontaniana 😜Raha ...
26/03/2024

Akory aby eh!👋🏻
Aza adino fa misokatra ho antsika rehetra izahay ah!😋
Jerijereo izay tiana dia mametra fanontaniana 😜
Raha misy idée ihany koa ianao hoe ataoko toa izao ny sary na soratra amin'ny T-shirt_ako dia tongava fa vitatsika io satry manao 👉🏻Personnalisation👈🏻 ihany koa izahay. Dia tongava ary sur mp tompoko na miantsoa ny laharana fa izahay tsy miavonavona izany 😅

☎: 038 97 885 15/ 032 68 072 56
WhatsApp: +261 38 97 885 15
📧: [email protected]


Akory aby eh! 👋🏻Elaela tsy hita fa nanomana ny tsara ho anareoT-shirt miteny anglais indray ny vokatra anio 😅👉🏻Pretty's ...
22/03/2024

Akory aby eh! 👋🏻
Elaela tsy hita fa nanomana ny tsara ho anareo
T-shirt miteny anglais indray ny vokatra anio 😅
👉🏻Pretty's on the inside👈🏻 na hoe 👉🏻ao anaty ny hatsarana👈🏻
♣Tissus: 180g no sady 100% coton
♣Toute couleur et taille disponible sur commande
♣Prix: 28.000ar

Tongava ary manao commande fa tena mety aminao izy io 😋
dia saika adino, ny livraison tsy miova fa mbola à partir ny 2.000ar ihany🥰

☎: 038 97 885 15/ 032 68 072 56
WhatsApp: +261 38 97 885 15
📧: [email protected]


Akory aby eh! 👋🏻Hainao ve hoe ahoana no hahalalana fa tena "coton" marina ny lamba nanaovana ny t-shirt iray❓Indro ary m...
06/03/2024

Akory aby eh! 👋🏻

Hainao ve hoe ahoana no hahalalana fa tena "coton" marina ny lamba nanaovana ny t-shirt iray❓
Indro ary misy torohevitra kely anampy anao mba hahafantarana ny tena lamba "coton"

1️⃣ TSAPAO ILAY LAMBA: Na matevina be tahaka ny inona ary ny lamba "coton" dia tsarovy fa malefaka amin'ny hoditra foana izy ireny

2️⃣ JEREO SAO MISY MIBOLOBOLOKA( BOULOCHE ): Ny tena lamba "coton" dia tsy ahitana miboloboloka mihintsy toa ny amin'ny akanjo bà (pull) ireny

3️⃣ TARAFO AMIN'NY HAZAVANA NY HAKITRONY (DENSITÉ): na farak'izay lamba "coton" manify ary ny lamba iray dia tokony tsy ahitana makarakara mihitsy izy, izany hoe tsy ahitana taratr'azavana mivoaka aminy. Araky ny hatanteraky ny hazavana aminy manko no tsy mampateza azy.

4️⃣JEREO TSARA NY KOFEHINY: tsy tokony hisy elanelana eo amin'ny samy kofehin'ny lamba ary tokony hitovy avokoa ny angezan'ny kofehy, izany oe mirindra tsara ny toerana misy ny kofehy

5️⃣ DINIHO NY TENONA (TISSAGE) AMIN'NY LAMBA: tokony ifanetinety tsara ny tenona amin'ny lamba ''coton''. Tsara ho fantatra ihany koa hoe araKaraky ny mampahety azy ireny no mampitroka kokoa ny atsembohana amin'ny vatana

6️⃣ DINIHO NY ATEVINY (EPAISSEUR): ny lamba "coton" dia anisany lamba matevina nefa koa na izany ary tsapa maivana foana izy

Ny lamba "coton" moa dia efa fantatsika fa mitondra voka-tsoa eo amin'ny hoditra ka ireo teboka miisa enina ireo dia anisany fomba hahafantarana ny tena lamba "coton" ka ampiaro ary fa mino izahay fa anampy anao ireo. ??


Akory aby eh!👋🏻DE AÔNA HONO? 😅Volana vaovao dia vokatra vaovao indray no atolotra.t-shirt personnalisé ihany izy ity dia...
04/03/2024

Akory aby eh!👋🏻
DE AÔNA HONO? 😅
Volana vaovao dia vokatra vaovao indray no atolotra.
t-shirt personnalisé ihany izy ity dia jereo ary fa tena mahaliana 😁

Toa izao ny mombamomba azy 😋

👉🏻Motif: DE AÔNA HONO?
👉🏻Tissus: 180g et 100% coton
👉🏻Couleur disponible: blanc( autres couleurs sur commande)
👉🏻Taille disponible : L (autres tailles sur commande)
👉🏻Prix de lancement: 28.000ar
👉🏻Livraison a partir de 2.000ar

Mbola prix de lancement izy izao dia tongava ary manontany na manao commande sur MP na miantso ny laharana fa tsy mandiso fanantenana anao izahay😊

☎: 038 97 885 15/ 032 68 072 56
WhatsApp: +261 38 97 885 15
📧: [email protected]


Akory aby eh!👋🏻Kaiza kaiza daholo!👊🏻 amidy maika ka jereo ary fa tsara anie izy ity😅T-shirt personalisé:♣Avec motif: kAI...
26/02/2024

Akory aby eh!👋🏻
Kaiza kaiza daholo!👊🏻 amidy maika ka jereo ary fa tsara anie izy ity😅
T-shirt personalisé:
♣Avec motif: kAIZA²
♣Tissus: 180g et 100% coton
♣Couleur disponible: Noir et blanc( autres couleurs sur commande)
♣Taille disponible : L (autres tailles sur commande)
♣Prix: 28.000ar ( prix de lancement)
♣Livraison a partir de 2.000ar

Tsy misy hevitra fa tonga dia mety aminao io fa tongava ary sur MP manao commande na koa manontany izay tadiavinao fa afaka manao izay ilainao izahay🤗
☎: 038 97 885 15/ 032 68 072 56
WhatsApp: +261 38 97 885 15
📧: [email protected]


Akory aby eh! 👋🏻Fantatrao ve ny andro androany❓Andron'ny mpanorona anio 22 febroary ka dia miarahaba ireo skoto rehetra ...
22/02/2024

Akory aby eh! 👋🏻
Fantatrao ve ny andro androany❓
Andron'ny mpanorona anio 22 febroary ka dia miarahaba ireo skoto rehetra ⚜🫡


Akory aby eh! 👋🏻Alatsinainy androany😅 Andro iray anisany mavesatra hono ny miaina azy io nefa mino aho fa mafy be daholo...
19/02/2024

Akory aby eh! 👋🏻
Alatsinainy androany😅
Andro iray anisany mavesatra hono ny miaina azy io nefa mino aho fa mafy be daholo isika ka isosa fotsiny ny anio

Mazotoa daholo zareo ah! mirary ny soa hatrany, mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra
Ho lavitry ny aretina sy hahazo vola iray gony avy anie isika 😜

Un peu d'humour pour commencer la semaine😉


Akory aby eh!👋🏻OAY LETY EH! 😲 Mahafantatra olona mpiteny an'izany ve ianao? antsoy izy ary hijery an'ity fa mety aminy i...
17/02/2024

Akory aby eh!👋🏻
OAY LETY EH! 😲 Mahafantatra olona mpiteny an'izany ve ianao? antsoy izy ary hijery an'ity fa mety aminy ito t-shirt vaovao be ito😋
T-shirt personnalisé vaovao ndray no aroso anareo anio ary. Toa izao ny momba azy:
♦ Motif: OAY LETY EH! (couleur du motif:jaune ou blanc)
♦ Tissu: 180g 100% coton
♦ Taille disponible: L (autres tailles sur commande)
♦Couleur disponible: Noir ( autres couleurs sur commande)
♦Prix de lancement: 28.000ar
♦ Livraison: à partir de 2.000ar
Araraoty ary fa hafa kely mbola tsisy mpanana izy ity.
Afaka tonga sur MP ianareo manao commande fa afaka miresaka tsara izahay, ireto ihany koa ny afaka ifandraisana aminay.
☎: 038 97 885 15/ 032 68 072 56
WhatsApp: +261 38 97 885 15
📧: [email protected]


Akory aby eh!👋🏻Joyeuse Saint Valentin à tous les amoureux 💝Mirary tontolo andro mahafinaritra ho an'ireo mpifankatia reh...
14/02/2024

Akory aby eh!👋🏻
Joyeuse Saint Valentin à tous les amoureux 💝
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho an'ireo mpifankatia rehetra dia mirary ny soa sy ny tsara foana eh! Araraoty fa andro tokana tsy miverina intsony izany 14 Février 2024 zany🥰
Dia mbola misy ilay T-shirt pour couple ihany koa ato aminay ah!😁 tsy misy tara izany na zao ary vao ividy 😉
Ataovy milay ny tontolo andro ry izy roa kely 💝

Akory aby eh!👋🏻J-1 💞 tsy avelatsika andalo fotsiny inty 14 Février 2024 inty Voalohan'entana izy ity: T-shirts personali...
13/02/2024

Akory aby eh!👋🏻

J-1 💞 tsy avelatsika andalo fotsiny inty 14 Février 2024 inty

Voalohan'entana izy ity: T-shirts personalisés pour couple avec motif: 👉🏻Izy ahy👈🏻 sy 👉🏻Azy aho👈🏻
Antsoy ao amin'ny commentaire ilay olon-tinao dia teneno hoe "ndao ampitovy fa tsara kely ilay izy" 🥰

Toy izao ny momba azy ary:
♦Tissu: 180g 100% coton
♦Taille disponible: L (autres tailles sur commande)
♦Couleur disponible: blanc (autres couleurs sur commande)
♦Voalohan'entana hoy aho izy ity ka dia asiantsika prix de lancement: 28.000ar l'unité ary 55.000ar le pair
♦Livraison à partir de 2.000ar

Aza tara ary fa ividiano daholo na ny premier bureau na ny deuxième bureau 😜
Tongava ary sur MP manao commande na afaka miantso ihany koa fa io ambany io ny laharana ahazoana anay

☎: 038 97 885 15/ 032 68 072 56
WhatsApp: +261 38 97 885 15
📧: [email protected]


Address

Antananarivo
102

Telephone

+261389788515

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mbala Vao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mbala Vao:

Share

Category