16/08/2024
❤️Efa imbetsaka ah no nteny hoe:ajanoko any rangah Ty ah reraka tsy vitako intsony🥺💗....
Teny matetika mverina rehefa tena reraka iny fo sy n'y saina Ary ny fanahy, rehefa tsy araka ny niheverana azy ny zavatra natao (asa, fianarana,sns ....)
Andramo eritreritreretina Kely fotsiny Anie ny ezaka sy ny zavatra nosedrain'ireo Ray amnan-Dreninao mahatonga anao Mbola ho eto e(afaka mianatra,afaka manana asa,sns..)..…...🥺💗
Rehefa tsapanao sy fatatrao tsara ny efforts sy sacrifices nataon'izy ireo 🥺💗 de ny Vavanao iany afaka mteny oe "tsy vitako,Léo Aho , okzay" Fa ny sainao tsy manaiky ny hany fantany oe "VITANAO IO "💗❤️.....
Ampatsiahivin'ny sainao anao fona oe "zareo aza niezaka ho anao Dia maninona enao kivy Mila retour mahafapo zareo" Dia ny fahombiazanao Zany ❤️💪💪💗
De tsy hoe noho zareo no Antony iezahanao fa ataovy ho anao satria enao ntena Mila anio ny anzareo efa vitæ❤️🥺