Alary • Vêtements neufs/second mains pour adultes et enfants

Allô allô lambampety!!! Aty misy robe ay!🤩🤩Taille Xs-L10.000Ar efa mahazo ki aaannn😉Karibo atsika 🤭📍Lieu AmpanefenaMande...
24/12/2024

Allô allô lambampety!!! Aty misy robe ay!🤩🤩
Taille Xs-L
10.000Ar efa mahazo ki aaannn😉
Karibo atsika 🤭

📍Lieu Ampanefena
Mandefa aminy faritra 😁

Efa ho avy ny fety an! Aty misy robe mahafatifaty kely daholo!🤩🤩Taille Xs-L15.000Ar fotsiny dia efa mahazo an😉Efa eo ami...
20/12/2024

Efa ho avy ny fety an! Aty misy robe mahafatifaty kely daholo!🤩🤩
Taille Xs-L
15.000Ar fotsiny dia efa mahazo an😉
Efa eo aminy sary ny détails rehetra

📍Lieu Antananarivo
Livraison à partir de 3.000ar
Livraison tous les mardis - mercredis - samedis
Mandefa aminy faritra ihany koa an ☺️

Un grand merci à mes nouveaux followers !Tojo Mi Tchicova, Kerony Marcelline, Volatiana Randrianarison
30/08/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers !

Tojo Mi Tchicova, Kerony Marcelline, Volatiana Randrianarison

Les voici!!🤩🤩Taille Xs-L15.000Ar fotsiny dia efa mahazo an😉Efa eo aminy sary ny détails tompokoooo📍Lieu AntananarivoLivr...
25/07/2024

Les voici!!🤩🤩
Taille Xs-L
15.000Ar fotsiny dia efa mahazo an😉
Efa eo aminy sary ny détails tompokoooo

📍Lieu Antananarivo
Livraison à partir de 3.000ar
Livraison tous les mardis - mercredis - samedis
Mandefa aminy faritra ihany koa an ☺️

🖤La petite robe noire 🖤Parfaite pour les funérailles de ton ex🤧15.000Ar dia efa afaka mampijaly ny sainy 🤧🤧👉🏽Dispo de su...
29/06/2024

🖤La petite robe noire 🖤
Parfaite pour les funérailles de ton ex🤧
15.000Ar dia efa afaka mampijaly ny sainy 🤧🤧
👉🏽Dispo de suite sur Tana
👉🏽Livraison à partir de 3.000Ar
👉🏽Mandefa aminy faritra
👉🏽1m53 ny modèle ntsika
👉🏽👉🏽Efa eo aminy sary ny prix
Bisous 😘

Un grand merci à mes nouveaux followers !Mamitiana Jose, Tina Sandrine Andriamanarivo, Finaritra Ravalason, Mikajy Rat, ...
26/06/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers !

Mamitiana Jose, Tina Sandrine Andriamanarivo, Finaritra Ravalason, Mikajy Rat, Bogdan Wainwright, Nalintsoa Andria, Valentine Eliana, Fy Ny Aina Mahaleo, Lolyciah Randrianarison , Carissa Pierre , Voh Esmeralda

20/06/2024

Alefa ary fa manomboka ny lalao! Azahoana bijoux tsara tarehy kely

Nous sommes une petite entreprise qui vous propose des bijoux handmade à des prix accessibles

Faly mampafantatra ianareo mpanaraka fa eto Antananarivo izahay☺️☺️☺️
18/06/2024

Faly mampafantatra ianareo mpanaraka fa eto Antananarivo izahay☺️☺️☺️

Coucou daoly! Elaela izay. Un an eo mihintsy ny tena marina☺️ nanao pause kely fa nandray vahiny kely🥰
Miverina aminy fomba ofisialy ny page ary mampafantatra ianareo mpanjifa fa nanokatra page natokana ho any akanjo Alary

Faly iany koa izahay mampafantatra ianareo fa 👉🏽eto Antananarivo izahay👈🏽
Mbola tsy misy boutique an, fa point de récupération ihany.
Manao livraison ihany koa à partir de 3.000ar

Efa ho publiena atsy ho atsy ny bijoux antsika☺️ aza miala lavitra soa dia tara fa aminy vidiny mirary daoly an à partir de 5.000ar

Zay aloa fa bisous mamy be😘

Arabaina ny reny rehetra na ny manaraka nu page na ireo mandalo aminy ity andro fetintsika izao. Na efa reny ianao na ef...
26/05/2024

Arabaina ny reny rehetra na ny manaraka nu page na ireo mandalo aminy ity andro fetintsika izao. Na efa reny ianao na efa an-dalana ho reny ka miandry vahiny kely atoato, araibaina ihany.
Mafy ny hatrehantsika aminy andavanandro, ao ny tady-vola, ny fikarakarana tokatrano, ny ankizy sns…fa na dia izany aza dia mifaly foana isika rehefa mahita ny zanakatsika, satria tsy misy tsaratsara ny mahita ny ankizy faly mahita antena. Mamy ery. Manaova fety mahafinaritra daolo ary e de aza adino maraka ny page fa hisy fihovana mahafinaritra atoato❤️

Un grand merci à mes nouveaux followers !N’oubliez pas d’inviter vos amis pour ne pas rater les nouveautés ☺️Ravaka Elin...
08/05/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers !
N’oubliez pas d’inviter vos amis pour ne pas rater les nouveautés ☺️

Ravaka Elina Rakotonanahary, Stëph'Aniìe Rajerison, Chai Ley, Chamilla Asra, Fy Rakototiana, Eulalie Christiane, Point Virgule Bijoux, 카산드라, Kanto Ravaka, Rivohary Rabe, Alyssa Mananjara, Rasoanirina Gabriella, Rojo Randrianantenaina, Panthère Noir

Parce qu’il commence à faire froid, mettons nos petits bouts de chou au chaud📢 Attention it’s Promo Time📢Pour un lot de ...
03/05/2024

Parce qu’il commence à faire froid, mettons nos petits bouts de chou au chaud

📢 Attention it’s Promo Time📢
Pour un lot de grenouillère et de body-pantalon acheter, une paire de chaussettes est offerte ☺️

➡️ Ao aminy commentaire ny lien an’ireo publications misy grenouillère sy body-pantalon ⬅️

Notre promo se termine le 12 Mai alors ne soyez pas en re**rd ☺️
📍Lieu: Ampanefena

Address

Antananarivo

Telephone

+261348538495

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category