Maman & Kids

Maman & Kids Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maman & Kids, Baby & children's clothing store, Toamasina.

💛Inspirations, conseils & jolies découvertes pour enfants
🌟 Des produits de qualité au meilleur prix.
🚚 Livraison partout à Madagascar.
📩 Commandez en message privé.

🧠 FIKAFIKA 5 HAMPIVELARANA NY FAHARANITAN-TSAIN’NY ZAZA REHEFA MANOMBOKA MIDITRA ANY AN-TSEKOLYRehefa manomboka sekoly a...
08/09/2026

🧠 FIKAFIKA 5 HAMPIVELARANA NY FAHARANITAN-TSAIN’NY ZAZA REHEFA MANOMBOKA MIDITRA ANY AN-TSEKOLY

Rehefa manomboka sekoly ambaratonga voalohany ny zaza, tsy ny fianarana any an-tsekoly ihany no mampivoatra ny sainy. 👧📚👦
Ny zavatra ataontsika miaraka aminy ao an-trano dia tena manan-danja koa. ❤️

✨ 1️⃣ Ampianaro ho tia mamaky boky 📖
Na 10–15 minitra isan’andro aza dia efa tsara. Vakio miaraka aminy ny tantara, anontanio izay azony ary avelao izy hitantara amin’ny teniny manokana.

✨ 2️⃣ Ataovy lasa lalao ny fianarana 🎲🧩
Teny vaovao, isa, loko, piozila, jeu de mémoire… Tsy voatery hipetraka eo ambony cahier foana ny fianarana. Rehefa mahafinaritra azy dia mora kokoa aminy ny mianatra.

✨ 3️⃣ Anontanio izy fa aza omena avy hatrany ny valiny 🤔
Raha manontany hoe: “Fa maninona?” ny zanakao, aza tonga dia omena ny valiny. Anontanio hoe:
👉 “Ahoana ny hevitrao?”
👉 “Inona no mety hitranga?”
Izany dia mampianatra azy mieritreritra sy mitady vahaolana.

✨ 4️⃣ Omeo fotoana hilalaovana sy hihetsiketsika 🏃‍♀️⚽
Ny lalao sy ny fihetsiketsehana dia tsy fandaniam-potoana. Manampy amin’ny fivoaran’ny vatana, ny fifandraisana amin’ny hafa ary ny fahasalaman’ny saina izy ireny.

✨ 5️⃣ Omeo torimaso ampy sy fahazarana milamina 🌙💤
Ny zaza mianatra tsara dia mila miala sasatra tsara ihany koa. Ataovy mitovy araka izay azo atao ny ora fatoriana sy fifohazana, indrindra amin’ny andro fianarana.

❤️ Tsarovy ry RENY sy DADA:
Tsy voatery hividy kilalao lafo na fitaovana maro ianao vao afaka mampivelatra ny sain’ny zanakao.

📚 Boky iray + ❤️ fotoana miaraka aminy + 🧠 fanontaniana tsara + 🎲 lalao = fianarana lehibe.

👉 Iza amin’ireo no efa fanaonao miaraka amin’ny zanakao? 💬

Dispo en 7 ans et 9 ans30 000ar
08/09/2026

Dispo en 7 ans et 9 ans
30 000ar

Mbola misy an'ireto ilay trousse en peluche10 000ar
07/09/2026

Mbola misy an'ireto ilay trousse en peluche
10 000ar

🥹💕  DUO couverture + doudou ,🤩 hafakely ito maman a!💕Une jolie couverture bien épaisse et toute douce + son adorable pet...
06/09/2026

🥹💕 DUO couverture + doudou ,🤩 hafakely ito maman a!💕

Une jolie couverture bien épaisse et toute douce + son adorable petit doudou 🧸🤍

✨ Pour garder bébé bien au chaud
✨ Douce et confortable pour les petits moments de câlin
✨ Le petit doudou parfait pour accompagner bébé 🥰
✨ Idéale pour les bébés de 0 à 2 ans

👶 Pour la sieste, les sorties, les moments câlins… bébé sera bien emmitouflé dans son petit cocon ☁️💕

🎁 Une très belle idée de cadeau de naissance à offrir ou à s'offrir !

📍Photo réelle
Prix 50 000ar

⚠️ Quantité limitée !

👑 BOSS KELY sa 😎 FRESH LIKE DAD ?Ho an’ireo zazakely  0–3, 3-6, 6-9 volana 💕💙👧 Ho an'ny vavy kely: BOSS 👑Satria izy ilay...
05/09/2026

👑 BOSS KELY sa 😎 FRESH LIKE DAD ?

Ho an’ireo zazakely 0–3, 3-6, 6-9 volana 💕💙

👧 Ho an'ny vavy kely: BOSS 👑
Satria izy ilay boss kely ao an-trano 😍

👦 Ho an'ny lahy kosa: FRESH LIKE DAD 😎
Kely ihany, fa stylé mitovy amin’i Dada! 🥰

💬 Raha ianao no misafidy, iza no tianao: BOSS 👑 sa FRESH LIKE DAD 😎 ?

Jeans 👖 Manao livraison tanà na faritraDétails amin'ny sary tsirairay
05/09/2026

Jeans 👖
Manao livraison tanà na faritra
Détails amin'ny sary tsirairay

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Mie Andyh, Lantoniaina Lalaina
04/09/2026

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Mie Andyh, Lantoniaina Lalaina

Lahy kely indray ary e. 🚨Vrai jeans an😍6 ans, 7 ans, 8 ans, 11-12 ans30 000ar
04/09/2026

Lahy kely indray ary e.
🚨Vrai jeans an😍
6 ans, 7 ans, 8 ans, 11-12 ans
30 000ar

🎒🌸 FANOMANANA NY ZAZA HIDITRA SEKOLYHo an’ny zaza kely vao hiditra sekoly, tsy ny fitaovana ihany no mila omanina fa ny ...
04/09/2026

🎒🌸 FANOMANANA NY ZAZA HIDITRA SEKOLY

Ho an’ny zaza kely vao hiditra sekoly, tsy ny fitaovana ihany no mila omanina fa ny sainy sy ny fony koa. ❤️

✨ Resaho aminy mialoha ny momba ny sekoly. ✨ Asehoy azy fa toerana mahafinaritra ny sekoly.
✨ Ampianaro tsikelikely ny fahazarana vaovao: mifoha maraina, misakafo maraina, miomana... ✨ Avelao izy hifidy zavatra kely entiny, toy ny sac na gourde, mba hahatonga azy ho faly sy liana. 🎒🥤
✨ Ary indrindra, aza ampitahaina amin’ny ankizy hafa izy.

Ny andro voalohany any an-tsekoly dia dingana lehibe ho an’ny zaza.

🌷 Ny faharetantsika sy ny fampaherezantsika no hanampy azy hahatsapa ho voaro. ❤️

👩‍👧 Efa niditra nianatra ve ny anareo? Ny anay manokana manomboka amin'ny alatsinainy izao ny MIFOHAZA fa TARA 🤣

Beige 18 mois, 2 ans, 3 ans Gris 2 ans, 3 ans tsy miaraka amin'ilay casquette25 000arEn coton
04/09/2026

Beige 18 mois, 2 ans, 3 ans
Gris 2 ans, 3 ans tsy miaraka amin'ilay casquette
25 000ar
En coton

Address

Toamasina
101

Telephone

+261340698842

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maman & Kids posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share