Drewcustomtee

Drewcustomtee Sekoly anovozanao ny fahaizana, hoenti-mamily fiara-kodia, mba tsy hanavia anao intsony ireo lalàna m

Sekoly iray ao amin'ny fokotanin'Ambohinambo, atsimon'ny Talatamaty, izay manàna "annexe" any Mahitsy, Antananarivo. Izahay dia mahatsapa fa tsy ampy raha mpamily na "chauffeur" fotsiny, fa ilaina koa ny mahay manamboatra ny olana madinidinika na sarotra mety hahazo anao eny an-dalàna eny. Mba tsy hahavery sy hampiankina anao amin'ny hafa dia mampiofana anao ho tonga "Chaffeur Dépanneur", na ho "Chaffeur Mécanicien" izahay ato amin'ny INNOVATION. Ny mampiavaka anay!?Afaka hifandaminàna amin'ny FOTOANA izay mampalalaka anao ny fotoana fianarana. Raha misy koa ny olana ara-taratasy dia tsy mandeha alavitra ianao fa hanampy anao izahay, toy ny permis very, fikarakarana ny taratasin'ny fiaranao( fifampivarotana, mutation, sns). Antsoy ary ny +26133 61 558 07/ +26133 62 788 24/ +26134 76 740 74

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Drewcustomtee posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Drewcustomtee:

Shortcuts

Share

Category