Article By Fifyh

Article By Fifyh 💐 Bienvenue 💐

✨Article importé ✨
‼️PRIX MORA BEEEE ‼️

🌸VENTE EN GROS ET EN DÉTAIL 🌸
☎️: 0388672083

TikTok : Article By Fifyh 🤍
Abonnez-vous 😉

21/08/2026

✨ Ireo efa nahazo message nefa tsy mbola nahazo total dia maraina avant 8h mahazo daholo. 🙏🏼
Mankasitraka amin'ny faharetana 🤍

✨Efa ireto ny colis an'ny vague manaraka tonga androany ❤️✅Andefasanay message avokoa ianareo izao hariva dia mba confir...
21/08/2026

✨Efa ireto ny colis an'ny vague manaraka tonga androany ❤️

✅Andefasanay message avokoa ianareo izao hariva dia mba confirmer-na aloha fa manomboka rahampitso ny livraison an 🥰
Hendry tsara daholo fa maro bé ny livraison 😍

Article By Fifyh ✨❤️

21/08/2026

Bonjour 🥰
Tonga androany ny entan'ireo vague manaraka. 😍
Mandamina kely izahay dia rahampitso manomboka ny livraison 🤍🤍

20/08/2026

Akoryyyyy ❤️
Vidéo tsotra kely voalohany eto am pejy zareo an 🫣🥹
Tena mbola saika tsy hanao za fa ataoko any foana aloha e 😂

Afaka mpanjifa brosse ato aminay nareo 😁

🛍️Sur commande :
15-20j : 9.000 ar
2-3j : 12.000 ar
✅ Conditions tsy miova foana iany 🥰

🛍️ Disponible de suite (stock très limitée ‼️) :
prix unique :18.000 ar❤️




Article By Fifyh ✨🤍

20/08/2026

Bonjour 🥰
Ho an'ireo vague manaraka ❤️
Prévu au plus t**d : 24/08 ny arrivage tsika. 🥰
Mankasitraka 🤍

19/08/2026

Bonjour 🥰
Andefa article en gros isika fa maro ireo efa niandry. 😜 Ireo miandry devis koa efa manesy izahay fa tena maro nareo.

18/08/2026

Ireo nanafatra entana tato aminay , mahazo matoky ianareo. 💚
Izay ihany.. 🌸
Bonnnnnuuuiiiiitt ✨😘

Resaka arivariva kely 😁Raha efa mpanaraka ny Pejy nareo dia hainareo hoe efa nanana service izahay hoe mandray commande ...
18/08/2026

Resaka arivariva kely 😁
Raha efa mpanaraka ny Pejy nareo dia hainareo hoe efa nanana service izahay hoe mandray commande colis "SHEIN" 🤔🥰
Fa raha nahatsikaritra nareo dia tsy niresadresaka an'io intsony izahay tatoato... 😜
Dia ambaranay ofisialy fa tsy mandray commande colis SHEIN intsony izahay. ✨

✅Ny service fanafaranay entana dia mitohy ihany, fa tsy shein intsony fotsiny. ❤️
Kalitaon'entana tsara foana ihany 😌 (vao mainka mihatsara ary😍)

Izay fa mirary torimaso mamy ho anao. ✨😘
Bonne soirée.. 💐
Article By Fifyh ✨

18/08/2026

Bonjour 🥰
❗Tapitra à 10h ny prise de commande an'ilay brosse vague androany fa aingana. ❗
Mandefa accompte 50% foana iany. ✅

Mandray commande aho zao dia tsy misy intsony après fa aingana 📩Vao feno ny vague jusqu'à mardi a 10h de zay !!! Tsy mis...
17/08/2026

Mandray commande aho zao dia tsy misy intsony après fa aingana 📩
Vao feno ny vague jusqu'à mardi a 10h de zay !!! Tsy misy intsony 😁
Aingana fotsinyyhh ❤️❤️

Misy mbola mila an'ity ve ato? 🤔
Vrai tsara mihitsy 😁😂❤️

🛍️9.000 ar fa sur commande hatrany 🥰
Alefaso aingana commande ✨
Mandray aho jusqu'à mardi à 10h 🌸
Conditions tsy miova ✅



Address

ANTANANARIVO
Antananarivo

Telephone

+261388672083

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Article By Fifyh posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share