17/06/2026
Vitsy Kely sisa le Téo aloha an,efa ho lany sahady satria tinareo loatra le izy.Le petit robe noir aloha zao tena lany tanteraka fa aza matahotra nareo izay mbola tsy nahazo fa efa ho avy n'y arrivage.
akoatranle Téo de misy hafa ndray Sady tsra foana😊
🌸Romantic:manitra melefaka Kely ty mtovy2 @ le petit robe 👗
🌸oh my love:malefaka bé ko ty ho anreo Zay tsy tia anle manitra bé.
🌸Like memories:ito n'y tena tsara indrindra n'y fofony an.anisany tena manintona bé izy ity @ reo parfum rehetra Téo aloha
🌸 champion : ito andehilahy,ho anzay efa nampiasa de mahalala tsra n'y hankatony sy n'y fofony😁
🌸Blackiness:ty ko andehilahy,any @ nao daholo ny oron'izao tontolo Zao fa tena tsra loatra n'y fofony an🥰🥰 tena waouh😯
10000ar foana tsy miova n'y vidiny
Akoatranle parfum de misy gommage gel koa
à base d'aloe vera
arrivage vao Tonga androany mintsy.Tena tsra izy ty 🤩
👉manadio sy manala n'y peau morte @ tarehy izy
👉 manamandina n'y hoditra sady manome aina azy
👉sad mampafotsy,7j mampiasa anio enao de tena hitanao ny fiovana tanteraka.
👉 13000ar n'y vidiny
mp avy hatrany na 0340232218.