Eclat Tendance

Eclat Tendance Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Eclat Tendance, Fashion Designer, Antananarivo.

🔰Antony 3 mahatonga anao tsy dia asin’ny olona sira sy mahatonga anao tsy rarahiany olona🔰❌Hialao ireto fa manimba anao❌...
24/02/2024

🔰Antony 3 mahatonga anao tsy dia asin’ny olona sira sy mahatonga anao tsy rarahiany olona🔰

❌Hialao ireto fa manimba anao❌

❎FACTEUR PHYSIQUE
1.Tsy dia tia mikarakara vatana ianao:
Maloto ny volonao, Maloto ny akanjo hanaovanao
Misy torohevitra maro ato fa araho hatrany ny pejy
2.Ngeza loatra ianao (obesité)
Misy torohevitra hialana am'io ny publication vao tamin’ny maraina

❎FACTEUR PSYCHOLOGIQUE
1. Tsy matoky tena fa variana manamelo-tena
2. Tsy mahita hafa tsy lafiratsiny fiainana( négativite sy pessimisme)

❎FACTEUR SOCIAUX
1.Tsy manambola
2.Tsy ampy fianarana

đŸ€©Mirary fandrosoana ho anao!!

🔰HATSARAO NY VATANAOđŸ”°đŸ€©Fika 3 hanatsara ny fijerin’ny olona anao: Ampiaro aminy fiainanao ny 3M✅Manaova akanjo madio tsar...
24/02/2024

🔰HATSARAO NY VATANAO🔰

đŸ€©Fika 3 hanatsara ny fijerin’ny olona anao:
Ampiaro aminy fiainanao ny 3M

✅Manaova akanjo madio tsara
✅Manaova madio tsara
✅Manao sport isaky ny maraina

đŸ€©Mirary fandrosoana ho anao!!

🔰Antony 1 ihany no hitsarany olona anao ka eo izy ilay hiteny hoe mlay ity olona ity na TSIAđŸ”°đŸ€©Alohan’ny hivoka ny trano ...
23/02/2024

🔰Antony 1 ihany no hitsarany olona anao ka eo izy ilay hiteny hoe mlay ity olona ity na TSIA🔰

đŸ€©Alohan’ny hivoka ny trano dia
Karakarao ny vatana:

1.Manaova do**he
2.Mibrossy nify tsara
3.Raseo tsara any volombava
4.Karakarao tsara any volo
Safidio tsara izay akanjo hanaovana miankina aminy événement na ny toerana aleha
5.Touche final manisy ranomanitra

👌Ilay endrika hivelany zalahy
👔
Lasa izao
đŸ€©Mirary fandrosoana ho anao!!

🔰HANOVA NY FIAINANAO ITY🔰Anisan’ilay olona tsy mahatoky tena, sy saro-kenatra, mahatsiaro tena kivy, fa tsy mahavita ino...
23/02/2024

🔰HANOVA NY FIAINANAO ITY🔰

Anisan’ilay olona tsy mahatoky tena, sy saro-kenatra, mahatsiaro tena kivy, fa tsy mahavita inona inona 
 tsy manana asa
ve ianao?

â˜đŸ»Vakio ity
fa mbola misy fanantenana
zavatra iray fototr‘io olanao io dia ny tsy fahatokisanao ny tenanao


❎Betsaka no tsy mahavita na inona na inona noho ny tsy fahatokisan tena

❎Betsaka no rava tokatrano na fiarahana noho ny tsy fahatokisan tena

❎Betsaka no tsy manana asa noho ny fieritreretany fa tsy ampy ny fahaizany
 ka lasa mianatra foana fa tsy mampiatra mihitsy

â˜đŸ»Rehefa tsy matoky tena ianao dia

⭕Lasa tsy sahy manao inoninona mihitsy.. fa resin’ilay feo ao anatinao hoe sao dia zao sy zao 
 dia:
⭕Lasa tsy mahasahy ianao.. hiresaka amin ilay sipa

⭕Lasa tsy mahasahy ianao manangana ilay business

⭕Lasa tsy sahy miresaka amin’ny patron anao ianao amin’ilay augmentation tadiavinao

⭕Lasa tsy sahy manapakevitra ianao satria tsy mahatoky hoe vitanao ilay izy


Raha mitohy io dia ho voan’ny depression ianao ka vomaika hisy fiatraikany amin’ny fahasalamanao

Fa izao anefa
 afaka amboarina zany â€ŠđŸ€©
Raha tena vonona ny hanapakevitra ianao fa raha mbola te hiaina ireo ianao dia aza mamaky ny tohiny

đŸȘ„Araho ireto torohevitra ireto fa hiova ny fiainanaođŸȘ„ :

1. FANTARO HOE AVY AIZA NY FOTOTRY TSY FAHATOKISAN-TENANAOâ€ŠđŸ€”

Mety avy amin’ny lasanao
 tamin’ny fitaizana anao, ny fanarian’ny olona anao tanaty fiarahana
 mety nivadian ny olona ianao, mety tsy nahomby ihany koa tanaty fianarana, na projet izay natao

Fantaro hoe avy aiza ilay mahatonga anao ohatrizao
 đŸ€”

2. MAMETRA TANJONA🎯

Rehefa hitanao hoe avy aiza ilay fototra dia jereo hoe aiza no tsy nety..
Dia mianara amin’ny fahadisoana sy ny tsy fahombiazanao

Mametraha tanjona mazava, ara-bola, fitiavana, asa, vatana sns

Banjino amin’izay ny ho avy
Dia
 manaova hetsika kely isan’andro makany amin ireo tanjona ireo..🎯

3. HATSARAO NY TENANAO
👔

✔Mikotràna isan’andro

✔Miakanjoa tsara araka ny toe-batanao, sy ny personalitĂ© anao
 efa feno astuce momba izany ato amin’ny page
✔Manaova manitra
 anisany mampitombo aingana ny fahatokisan-tenanao izany satria lasa a l’aise kokoa amin’ny tenanao ianao
 manala ny hamenarana rehefa mifandray amin’ olona
rehefa à l’aise ianao dia lasa mahasahy


Betsaka ny ranomanitra azonao ampiasaina fa anisany miavaka sy efa fantadaza ny đŸȘ„SAUVAGE DiorđŸȘ„ mety na lehilahy ianao na vehivavy
 sady tsy dia lafo be


🔰Mbola 39 900 Ariary foana izy amin’izao ho anao te hampitombo aingana ny fahatokisanao ny tenanao

Mandefasa MP avy hatrany na antsoy ny 032 22 087 88🔰
---
Fenoy hetsika ny fiainanao, manaova projet, mametra tanjona
 manaova zava-baovao isan-andro

Fadio ny manao zavatra be dia be in-ray mandeha, lasa ampiemotra ilay fandresena kely tadiavina isan’andro izay
 dia lasa tsy hatoky tena ihany ianao


đŸ€©Mirary fandrosoana ho anao!

❌ERREUR❌🔰Donner une « cassure » Ă  vos pantalons 🔰
17/02/2024

❌ERREUR❌
🔰Donner une « cassure » Ă  vos pantalons 🔰

❌ERREUR❌🔰Manches extra longues🔰
16/02/2024

❌ERREUR❌
🔰Manches extra longues🔰

👔LOOK BOOK Eclat Tendance :🔰InvitĂ© Mariage🔰
16/02/2024

👔LOOK BOOK Eclat Tendance :
🔰InvitĂ© Mariage🔰

❌ERREUR❌🔰Porter des tenues brillantes🔰
15/02/2024

❌ERREUR❌
🔰Porter des tenues brillantes🔰

👔LOOK BOOK Eclat Tendance :🔰Col RoulĂ©đŸ”°
15/02/2024

👔LOOK BOOK Eclat Tendance :
🔰Col RoulĂ©đŸ”°

❌ERREUR❌🔰Styliser des tenues surdimensionnĂ©es ou sous-dimensionnĂ©es🔰
14/02/2024

❌ERREUR❌
🔰Styliser des tenues surdimensionnĂ©es ou sous-dimensionnĂ©es🔰

👔LOOK BOOK Eclat Tendance :🔰SIMPLE style pour St Valentin🔰
14/02/2024

👔LOOK BOOK Eclat Tendance :
🔰SIMPLE style pour St Valentin🔰

❌ERREUR❌🔰Chemise à manches courtes avec une cravate🔰
13/02/2024

❌ERREUR❌
🔰Chemise à manches courtes avec une cravate🔰

Address

Antananarivo

Telephone

+261322208788

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eclat Tendance posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Eclat Tendance:

Share