DH Store

Directions

DH Store Akanjo tsara kalitao, mahamiramirana izay manao azy

๐Ÿ’ฅ๐Ÿ’ฅAndao resehantsika ny fikolokoloina ireny sac ntsika ireny ๐Ÿ‘› ๐Ÿ‘œMiankina amin'ny akora nanaovana azy (hoditra, lamba, na...
13/09/2026

๐Ÿ’ฅ๐Ÿ’ฅAndao resehantsika ny fikolokoloina ireny sac ntsika ireny ๐Ÿ‘› ๐Ÿ‘œ

Miankina amin'ny akora nanaovana azy (hoditra, lamba, na plastika) ny fikarakarana azy:

1. Fikarakarana ny kitapo hoditra (Cuir)

*Fanalana vovoka: Fafao amin'ny lamba malefaka sy maina ny ivelany isaky ny avy mampiasa azy.

*Fanalana tasy: Mampiasร  lamba tondraka rano somary matimaty misy savony malefaka (toy ny Savon de Marseille). Fafao moramora ary aza kotsana.

*Fampiasana crรจme: Hosory "lait hydratant" (na crรจme ho an'ny hoditra) isaky ny volana vitsivitsy mba tsy ho triatria na ho maina ny hodiny.

*Fiarovana amin'ny rano: Saronany na aza entina rehefa avy ny orana. Raha lena, avelao ho maina ho azy amin'ny toerana misy rivotra fa aza atao amin'ny masoandro na akaiky hafanana

๐Ÿ˜๐Ÿ˜
21/08/2026

๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Wow ๐Ÿคฉ๐Ÿคฉ๐Ÿคฉ
16/08/2026

Wow ๐Ÿคฉ๐Ÿคฉ๐Ÿคฉ

15/08/2026

๐…๐จ๐ฆ๐›๐š 3 ๐ก๐ข๐š๐ญ๐ซ๐ž๐ก๐š๐ง๐š๐จ ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ฅ๐š ๐›๐š๐ซ๐š๐ค๐š๐ง๐š๐จ ๐ฆ๐ข๐ฏ๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐š
โ”โ”โ” โœฆ โ”โ”โ”

๐Ÿญ) ๐—ข๐—บ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜‡๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ-๐—ป๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐Ÿ—ฃ๏ธ

Aza avela hilentika ao anaty fahanginana ny fanalam-baraka.

โœฆ Teneno eo no eo hoe: *"Toa fanafihana natao hampahamenatra ahy izany teninao izany."

โœฆ Vokany: Miova ho fanajana ny fijerin'ny olona manodidina anao, fa izy no lasa hafahafa eo imason'ny rehetra. โœ…

โ”โ”โ” โœฆ โ”โ”โ”

๐Ÿฎ) ๐—ฉ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐—ผ ๐—”๐—บ๐—ถ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐Ÿง˜

Raha ilaina ny mamaly, dia fitsipika telo monja:

โœฆ Feo tony.
โœฆ Fehezanteny iray na roa.
โœฆ Ohatra: *"Tsy olana izany, tsy voatery ho faly aminao daholo ny rehetra."*
โœฆ Aza mamaly amin'ny teny ratsy, mba ho fanajanao ny tenanao. โŒ๐Ÿšซ

โ”โ”โ” โœฆ โ”โ”โ”

๐Ÿฏ) ๐— ๐—ถ๐—ต๐—ผ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—”๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ญ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—›๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐Ÿ”„

Indraindray, tsy mendrika ny fifantohanao feno akory ilay olona. Jereo segondra vitsy izy โ€” ampy hampisehoana fa renao izany, fa tsy ampy hanomezana lanja ny teniny. Avy eo, mihodina ara-batana ho amin'olon-kafa ary tohizo na mamorona resaka, ataovy toy ny hoe tsy misy na inona na inona mitranga.

โœฆ Tsy mandositra ianao, fa ny fahanginanao dia ampy hanoherana ny olona mpanao tsinontsinona anao. ๐Ÿ”ฅ

โ”โ”โ” โœฆ โ”โ”โ”

Andramo fa mahasoa ๐Ÿคฉ
14/08/2026

Andramo fa mahasoa ๐Ÿคฉ

13/08/2026
๐Ÿคฉ Robe et ensemble homme mijabe be,๐Ÿ‘‰ Prix promotion be๐Ÿคฉ๐Ÿคฉ Qualitรฉ au top๐Ÿ‘ŒMandray commande dia misy vononaLieu Moramanga,m...
05/10/2025

๐Ÿคฉ Robe et ensemble homme mijabe be,
๐Ÿ‘‰ Prix promotion be
๐Ÿคฉ๐Ÿคฉ Qualitรฉ au top๐Ÿ‘Œ
Mandray commande dia misy vonona
Lieu Moramanga,mandefa aminโ€™ny faritra

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DH Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share