Cami la Mode

Cami la Mode Mode, style & accessoires ✨inspirez-vous, affirmez votre look et restez tendance au quotidien 💫❤️

👡 Kappa Thailand tsara kalitao tonga ao amin’ny Cami la Mode!✨ Maivana✨ Stylé ho an’ny andavanandro📏 Pointure: 36 – 40💰 ...
28/03/2026

👡 Kappa Thailand tsara kalitao tonga ao amin’ny Cami la Mode!

✨ Maivana
✨ Stylé ho an’ny andavanandro

📏 Pointure: 36 – 40
💰 Prix: 15.000 Ar

⚠️ Stock limité

📩 Manaova commande amin’ny message privé.

Cami la Mode

Bonsoir☺ sationany retour avy tam reo cliente avy amin ny faritra sy ny teto an-toerana🥰 mami keli dwl nareo❤ aza adino ...
13/08/2025

Bonsoir☺ sationany retour avy tam reo cliente avy amin ny faritra sy ny teto an-toerana🥰 mami keli dwl nareo❤ aza adino fa mandefa maneranany madagascar izay tompoko☺

Bonsoir🥰 reo ndray ny article dispo de suite ntsika androany, mamy keli izy zan, Mp aingana fa natao amin'ny vidiny mira...
05/08/2025

Bonsoir🥰 reo ndray ny article dispo de suite ntsika androany, mamy keli izy zan, Mp aingana fa natao amin'ny vidiny mirary dia mirary 😊 stock très limité

🎉 VALIN’NY CONCOURS 🎉Vita soa aman-tsara ilay concours nataontsika ary feno fankasitrahana izahay noho ny fandraisana an...
04/08/2025

🎉 VALIN’NY CONCOURS 🎉
Vita soa aman-tsara ilay concours nataontsika ary feno fankasitrahana izahay noho ny fandraisana anjara be dia be! 🙏✨

🏆 Mpandresy 1: Bã Bé
🎁 Loka 1: collier + boucle d'oreilles
🏆 Mpandresy 2: Harilala Fanirisoa
🎁 Loka 2: collier
🏆 Mpandresy 3: Vero Joice Rakotozanany
🎁 Loka 3: Boucle d'oreilles

Mankasitraka anareo rehetra nandray anjara izahay ❤️
▶️ Raha tsy nahazo ankehitriny dia aza manahy – mbola hisy concours hafa ho avy tsy ho ela! 😍

Mbola afaka manaraka sy mizara ny pejy foana ianao ho tafiditra amin’ny manaraka!

03/08/2025

🎉 FAMPATSIAHIVANA 🎉!

📣 HIVALY RAHAMPITSO @ 19h ilay concours nataontsika!
Mety ho ianao no handresy ka aza adino ny mijery 😍🎁

Misaotra anareo rehetra izay nandray anjara 🙏
▶️ Tohano hatrany ny pejy – mbola ho avy ny concours hafa koa!

🎉 VAROTRA VOALOHANY 🎉Manomboka androany, misokatra amin’ny fomba ofisialy ny fivarotanay! 💍🎁 PROMO MANOKANA HO AN’NY MPA...
31/07/2025

🎉 VAROTRA VOALOHANY 🎉
Manomboka androany, misokatra amin’ny fomba ofisialy ny fivarotanay! 💍

🎁 PROMO MANOKANA HO AN’NY MPANJIFA VOALOHANY!
👉 cadeau kely maimaimpoana 🎀
(ho an’ny 10 voalohany ihany!)

📩 Mandefasa hafatra raha hividy sy hijery modely na hanafatra

👉 Araho izahay ato amin’ny pejy ho an’ny vaovao sy varotra manaraka!
#

🎉 COUCOURS BIJOUX 💎Mba hampahafantarana ny pejy vaovao dia hanolotra bijou inoxydable maimaimpoana ho an’ny mpandresy iz...
29/07/2025

🎉 COUCOURS BIJOUX 💎

Mba hampahafantarana ny pejy vaovao dia hanolotra bijou inoxydable maimaimpoana ho an’ny mpandresy izahay! 🎁

👉 Raha te handray anjara sy handresy dia:
1️⃣ Ataovy j'aime ny page (Like)
2️⃣ Araho ny page (Follow)
3️⃣ Partageo ny page
4️⃣ Soraty hoe "vita" ao amin’ny commentaire

🎯 Amin'ny latsinainy 04 Aout izao no mifarana ny lalao ary aminio koa no anaovana tirage au sort hahaizana ireo mpandresy

🏆 3 olona no hahazo loka!

Araho hatrany ny pejy 😊

📦 Vita ny fanomanana! Afaka herinandro vitsivitsy dia ho tonga ny entana voalohany ho amidy ato amin'ny pejy 💥Manokana b...
20/07/2025

📦 Vita ny fanomanana! Afaka herinandro vitsivitsy dia ho tonga ny entana voalohany ho amidy ato amin'ny pejy 💥
Manokana bijou inoxydable madio sy maharitra izahay ho anao rehetra tia hakantony sy fahamendrehana!

✨ Bracelet - Collier - Bague
🌸 Mety amin'ny fiarahana, fety, na andavanandro
💯 Kalitao azo antoka, vidiny mirary

👉 Livraison manerana an’i Madagasikara 🚚

👇 Aza adino:
✅ Tiava ny pejy
✅ Zarao amin'ny namanao
✅ Ary miomàna hifidy an’ireo tianao indrindra 🛍️

❤ Bienvenue chez Cami la mode💼 Mode & AccessoiresChic, moderne, inspirée.
01/07/2025

❤ Bienvenue chez Cami la mode
💼 Mode & Accessoires

Chic, moderne, inspirée.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cami la Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share