SOA Mpanasa Lamba

SOA Mpanasa Lamba 034 59 219 54

26/02/2025
Mitohy hatrany ny fanomezana fahafahampo antsika mpanjifa @ fanasana  ny lamba !!Ary mankasitraka antsika @ fahatokisana...
06/02/2025

Mitohy hatrany ny fanomezana fahafahampo antsika mpanjifa @ fanasana ny lamba !!
Ary mankasitraka antsika @ fahatokisana !!
🏢🏢Toerana tsy miova : ITAOSY sapan'i Behenjy Batiment Shop🏢🏢 Liantso
☎️Conct: 034 59 219 54☎️

Ho fanomezana fahafampo ho antsika  mpanjifa @ pasokiny lamba.Dia efa FER INDUSTRIEL no ampiasanay.Hampitsotra tsara ny ...
10/02/2024

Ho fanomezana fahafampo ho antsika mpanjifa @ pasokiny lamba.
Dia efa FER INDUSTRIEL no ampiasanay.
Hampitsotra tsara ny lambatsika!
☎️ 034 59 219 54
🏤Sapanan'i Behenjy Itaosy

🖐️🖐️Ho anao izay sahirana na tsy manana fotoana amin'ny fanasana ny:         ➡️Botofotsy       ➡️COUETTEAza misalasala m...
01/02/2024

🖐️🖐️Ho anao izay sahirana na tsy manana fotoana amin'ny fanasana ny:
➡️Botofotsy
➡️COUETTE
Aza misalasala manatitra izany aty SOA Mpanasa Lamba ho hafapo ianao amin'ny dion'ny lambanao!!!
🏠Sapana'i Behenjy ( Batiment Andranonahoatra)

🖐️🖐️🖐️ toc toc 🖐️🖐️🖐️👉👉Ho anareo mamans sahirana sady miasa no mikarakara tonkatrano.😥😥😚😚aza misahirana fa efa eto ny SO...
27/01/2024

🖐️🖐️🖐️ toc toc 🖐️🖐️🖐️
👉👉Ho anareo mamans sahirana sady miasa no mikarakara tonkatrano.😥😥
😚😚aza misahirana fa efa eto ny SOA Mpanasa Lamba hanampy anao @ sasa lamba🥰🥰
👉👉Ireto ary ny tolotra ho antsika
➡️Manasa lamba 300ar ( jean, short, tee-shirt, pull...🎽🩳👕👖)
➡️Manasa sy mipasoka 400ar
➡️ 30pieces minimum😉😉
,🌺🌺Milamina sy manitra ery ny lambanao 🥰🥰
🎁🎁tsikitsikitsy foana ny tontolo andro rehefa madio sy manitra ny ankanjo💃🕺🌺🥰🌺🌺🥰🥰

🖐️🖐️🖐️ ato indray alo ny maso eeh😉😉😉👉👉👉sahirana mitady mpanasa lamba azo atokisana ve ianao??☺️☺️aza misahirana fa efa e...
20/01/2024

🖐️🖐️🖐️ ato indray alo ny maso eeh😉😉😉
👉👉👉sahirana mitady mpanasa lamba azo atokisana ve ianao??
☺️☺️aza misahirana fa efa eto ny SOA Mpanasa Lamba hanampy anao.
👉👉👉tsy ny lamba mihaja ihany anie no sasanay ato fa ireny fitondratsika andavanandro ireny koa.
👖Jean => 400ar
👕Tee-shirt => 400ar
🩳Short => 400ar
Rehefa linge courant dia sasanay avokoa
🌺🌺 Lamba voapasoka sy milamina no manitra no omenay anareo.🌺🌺
👉👉tsy miantoka savony intsony ianareo fa izahay no misahana izany rehetra izany👈👈
🥰🥰koa aza misalasala ary fa ho afa-po tokoa ianareo 🥰🥰
🚴🚴Afaka alaina sy aterina ihany koa ny lambanao
Tongava maro ,,😘😘😘

🌨️⛈️🌧️ @ izao fotoan'ny orana izao mihintsy ilay masosotra rehefa tsy maha maina lamba,mivadiko maimbo bona mihintsy ary...
15/01/2024

🌨️⛈️🌧️ @ izao fotoan'ny orana izao mihintsy ilay masosotra rehefa tsy maha maina lamba,mivadiko maimbo bona mihintsy ary izy ireny rehefa tsy maina tsara
👉👉efa eto ny SOA Mpanasa Lamba ikarakara ny lambanao fa aza misahirana
👕👖🎽🩳 lamba voasasa sady voapasoka no manitra no omenay anao
🚴🚴afaka alaina sy aterina ihany koa ny lambanao
👉👉👉Izahay anie hoa no miantoka ny savony sy adoucissant mampalefaka sy manamanitra anireny lambanareo reny eeeh👈👈👈🪷🌸🌺
🎆🎆izany rehetra izany anefa dia @ sarany mirary dia mirary fa manomboka @ 400ar 🥰🥰🥰🥰

SOA Mpanasa Lamba🖐️🖐️Aty kely aloha ny maso oooh!!!Ry mponin'Itaosy sy ny manodidina.Sahirana mitady mpanasa lamba atoki...
14/01/2024

SOA Mpanasa Lamba
🖐️🖐️Aty kely aloha ny maso oooh!!!
Ry mponin'Itaosy sy ny manodidina.
Sahirana mitady mpanasa lamba atokisana ve ianao ?
😓😤Leo mandany vola savony, rano, sy vovon-tsavony ?
Leo ny familafilan'ny mpanasa lamba ?
Nefa sahirana aman'draharaha ?
Misy vahaolana ho anao ity
👉👉Misokatra ho antsika manomboka izao ny SOA Mpanasa Lamba
🚴🚴Izahay dia manao ny asa rehetra mahakasika ny lamba hatramin'ny fakana, fanasana, fipasohana ary fanaterana ny lambanao.
😲😲Marihina hatrany fa tsy miantoka savony sy rano intsony ianao
Asianay adoucissant mba ampalefaka ny lambanao
🌻🌻vita pasoka sady manitra tsara ny lambanao
👉👉Izany rehetra izany dia manomboka @ 400ar (tee-shirt,short,jean...)🧦🧣👖👕🎽🩳
☎️ 034 59 219 54
📅 lundi au samedi
,🕚 7h:30 jusqu'au 18h
🏠 lieu: Betavohangy Itaosy
Hopitaly Itaosy
Tongava maro fa miandry anareo izahay 🥰🥰🥰

Address

Itaosy Betavoangy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 18:00
Tuesday 07:30 - 18:00
Wednesday 07:30 - 18:00
Thursday 07:30 - 18:00
Friday 07:30 - 18:00
Saturday 07:30 - 18:00

Telephone

+261345921954

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SOA Mpanasa Lamba posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category