Grace Prod

Grace Prod Tous travaux de confection et de sérigraphie
Réception de commandes

Mihaja - Mateza - Misy taille S-M-L ary XL
21/08/2026

Mihaja - Mateza - Misy taille S-M-L ary XL

👕 T-SHIRT 100% COTON — 15.000 Ar👕 Taille disponibles :  S • M • LMisafidiana amin’ireo modèles efa disponible de suite e...
20/08/2026

👕 T-SHIRT 100% COTON — 15.000 Ar
👕 Taille disponibles : S • M • L

Misafidiana amin’ireo modèles efa disponible de suite ety amin’ny Magasin, na raha manana modèle manokana tianao ianao dia mandray commande personnalisée ihany koa izahay. 😉

👉Magasin Grace Prod – Box , Esplanade en face de la Poste Analakely.
☎️ 034 01 866 33 - 032 65 202 13
✉️ [email protected]

Ny anay 5minitra be izao vao hita 😂
19/08/2026

Ny anay 5minitra be izao vao hita 😂

Vonona hanome ny tsara indrindra hatrany ✊ Grace Prod ✊
18/08/2026

Vonona hanome ny tsara indrindra hatrany ✊ Grace Prod ✊

Azon’ny ankizy entina mianatra, azon’ny lehibe entina miasa 👏Tsara volo-damba hoy isika — tsapao fa matevina, jereo fa m...
17/08/2026

Azon’ny ankizy entina mianatra, azon’ny lehibe entina miasa 👏

Tsara volo-damba hoy isika — tsapao fa matevina, jereo fa mizaitra tsara, ho tsapanao avy hatrany ny kalitaony 😉

T-shirt natao haharitra sy hapahazo aina mandritran'ny tontolo andro. Mahatoky izahay fa ho afapo tanteraka ianareo 😊

👉Magasin Grace Prod – Box , Esplanade en face de la Poste Analakely.
☎️ 034 01 866 33 - 032 65 202 13
✉️ [email protected]

Natao ho an'ny rehetra 😊
15/08/2026

Natao ho an'ny rehetra 😊

LOKO isankarazany 🔴🟠🟢🔵⚫️ Taille ihany koa misy isafidianana.👕 Lamba 100% coton📏 Taille S • M • L • XL 👉Magasin Grace Pro...
14/08/2026

LOKO isankarazany 🔴🟠🟢🔵⚫️ Taille ihany koa misy isafidianana.

👕 Lamba 100% coton
📏 Taille S • M • L • XL

👉Magasin Grace Prod – Box , Esplanade en face de la Poste Analakely.
☎️ 034 01 866 33 - 032 65 202 13
✉️ [email protected]

🤲 Vidiny manomboka amin'ny  15.000ariary 🤲👕 T-shirt 100% coton📏 Taille S • M • L • XL Mitafy hafatra tsara, mampiely fit...
13/08/2026

🤲 Vidiny manomboka amin'ny 15.000ariary 🤲
👕 T-shirt 100% coton
📏 Taille S • M • L • XL

Mitafy hafatra tsara, mampiely fitiavana sy fahazavana. 🙏

👉Magasin Grace Prod – Box , Esplanade en face de la Poste Analakely.
☎️ 034 01 866 33 - 032 65 202 13
✉️ [email protected]

👕 👚 𝐋𝐀𝐇𝐘 & 𝐕𝐀𝐕𝐘💁‍♀️Tanora - zaza - lehibe Samy hahazo anjara avokoa raha toa ka manatona anay.Magasin Grace Prod - Box  ...
12/08/2026

👕 👚 𝐋𝐀𝐇𝐘 & 𝐕𝐀𝐕𝐘
💁‍♀️Tanora - zaza - lehibe
Samy hahazo anjara avokoa raha toa ka manatona anay.

Magasin Grace Prod - Box / en face de la poste Analakely.
☎️ 034 01 866 33 - 032 65 202 13
✉️ [email protected]

👋 Mbola ao anatin’ny fotoam-pialan-tsasatra tanteraka isika izao 😉☀️Safidio ety amin’ny Magasin Grace Prod ireo T-shirt ...
11/08/2026

👋 Mbola ao anatin’ny fotoam-pialan-tsasatra tanteraka isika izao 😉☀️
Safidio ety amin’ny Magasin Grace Prod ireo T-shirt ho entina mandritra ny vacances. 👕✨
😉 Aza adino ihany koa fa efa mandray commande izahay ho an’ny sekoly rehetra. 🏫👌
Magasin Grace Prod - Box / en face de la poste Analakely.
☎️ 034 01 866 33 - 032 65 202 13
✉️ [email protected]

Address

Grace Prod/Esplanade Analakely/Box E38
Antananarivo
101

Telephone

+261326520213

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Grace Prod posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share