Tohi Gasikara

Tohi Gasikara BOUTIQUE EN LIGNE👖👕

30/11/2025
🎺Kiraro frip 👟👠🩰tsara kalitao 👌 indray oooo  tena mirary midira Mp na 📱034 45 401 09
28/08/2025

🎺Kiraro frip 👟👠🩰tsara kalitao 👌 indray oooo tena mirary midira Mp na

📱034 45 401 09

05/02/2025

📢 Tonga indray ny 🐝🐝 Tantely pure zareo a! 100% bio TANTELY NAKAY 👌👍
🏃Vonjivonjeo fa stock très limitée!

Mp na 📱034 45 409 01

BOUTIQUE EN LIGNE👖👕

05/11/2024
04/11/2024

MIAVONA, KAHIHITRA, KANOSA ARY FADIRAN'OVANA HONO.

Aza adino fa RAY AMAN-DRENY koa aho.

Tsy miavona aho akory raha tsy miaraka aminareo, fa mankafÿ ny fotoana kely ananako miaraka amin'ny zanako.

Tsy kahihitra aho akory raha tsy mampindrana vola anareo kely, fa mameno ny filàn'ny zanako amin'ny sakafony, fahasalamany ary ny fianarany.

Tsy kanosa aho akory raha mangina eo anatrehan'ny tabataba, fa maneho fitondran-tena mendrika ho an'ny zanako.

Tsy fadiran'ovana aho akory raha tsy miankajo tsara tarehy andavanandro, fa manao izay ahatafita ny zanako.

Mpanabe Fototra

👋 Ireto indray zareo ny🥼🧥veste frip cintré kely👌🤏 sady tsara araraoty 🏃fa stock très limitée 🥰😍 anie oa eh !Mp ou 📱034 4...
31/07/2024

👋 Ireto indray zareo ny🥼🧥veste frip cintré kely👌🤏 sady tsara araraoty 🏃fa stock très limitée 🥰😍 anie oa eh !

Mp ou 📱034 45 401 09

🙋Vidio tsikelikely ry  Maman ny fitaovan'ny Zaza 👫mba ho maivamaivana a! reto ny kitapo🎒💼👜tsara kalitao 🤏👍misy 3-4 ans s...
18/07/2024

🙋Vidio tsikelikely ry Maman ny fitaovan'ny Zaza 👫mba ho maivamaivana a! reto ny kitapo🎒💼👜tsara kalitao 🤏👍misy 3-4 ans sy 5-7ans . Araraoty oooo ! 🥰

🧥🥼 Misy an'i Papa koa veste cintré tena tsara kely ian ko frip 👍🤏 sady stock limité
Jereo zay mety 🤩😘

Mp na 📱034 45 401 09

👐Vive la rentrée @ ireto 🎒cartabletsara kely 👌🤏👍ireto ry Maman sy Papa a!🥰 An'ankizy 💁🙋3-5 ans sy 6-8 ans🤩🥳Araraoty fa v...
08/07/2024

👐Vive la rentrée @ ireto 🎒cartable
tsara kely 👌🤏👍ireto ry Maman sy Papa a!🥰 An'ankizy 💁🙋3-5 ans sy 6-8 ans🤩🥳

Araraoty fa vidiny mirary stock très limitée

Mp ou 📱034 45 401 09

📣 Tonga indray ny arrivage 👟🥿 kiraro tena top qualité 👌frip zareo a 🤩🥰 haingana sao tara 🏃prix sur chaque photo 📸Mp ou 📱...
21/06/2024

📣 Tonga indray ny arrivage 👟🥿 kiraro tena top qualité 👌frip zareo a 🤩🥰 haingana sao tara 🏃

prix sur chaque photo 📸

Mp ou 📱:034 45 401 09

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261344540109

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tohi Gasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share