23/06/2026
🎉 1K FOLLOWERS = GIVEAWAY SPÉCIAL MORA CONFECTION ! 🎉
Misaotra betsaka anareo rehetra nanohana sy nanaraka ny page Mora Confection 💖
Noho isika nahatratra 1K followers dia manolotra jeu concours kely izahay ho fisaorana sy fankasitrahana anareo 🎁✨
🏆 Olona 2 no hahazo loka
🎁 5.000Ar avy (total 10.000Ar)
👉 Fomba fandraisana anjara :
❤️ Like la publication
📌 Araho ny page Mora Confection (raha mbola tsy abonné ianao)
👥 Mentionner olona 3 ao amin’ny commentaire
🔁 Partager en mode public
📅 Havoaka ato amin’ny page ny anaran’ny mpandresy ny Sabotsy 🎊
Mirary soa ho anareo rehetra 🍀💖
Misaotra amin’ny fitokisana sy fanohanana hatrany ✨
Mbola betsaka ny surprise ho avy… ❤️