06/01/2026
15000 ar 100 g Tompoko
SPIRULINE Dia Ahitanao ireto rehetra ireto ao aminy 💚💚💚
- MANANKARENA Protéine kokoa noho ny HENA izy😍
- ahita Fer, vitamina B, antioxydants
- ahitana Oméga-6 sy acides aminés essentiels
Miteraka inona @ fahasalamana n'y fihinana azy???
- Manamafy ny hery fiarovana sy manome hery na mampatanjaka
- Mety amin’ny olona manaintaina hozatra na manao fanatanjahan-tena
- Manampy amin’ny fifehezana ny poids ho an'olona maniry ihena ( manao régime)
- Mety amin’ny anemia (tsy fahampian-dra)
Fomba fihinana ny spiruline :
1 sotro kely (1 c.à.c.) isan’andro amin’ny yaourt na ranom-boankazo
NB: Mety tsara ho an'ny olona rehetra indrindra ny olona mahatsiaro RERAKA FOANA nefa tsy niasa bé akory , véhivavy mitondra vohoka nefa tsy tia sakafo na olona manao fanatanjahantena Mila HERY SY TANJAKA