Ra Liva Pik'Afo

Ra Liva Pik'Afo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ra Liva Pik'Afo, Apparel & Clothing, Antananarivo.

23/09/2025

Prezy KO Dia mahita ho tantaraina ...za oa nanatitra an'i Hasimbola fotsiny

Zoky miseo tsy lany fika Ilay Mourad .Mbola aiza ny hanjo anla aaaaaa.kkkkk🎥❤️ Mpankafy Pik’afo ❤️ 🎥🇲🇬
16/09/2025

Zoky miseo tsy lany fika Ilay Mourad .
Mbola aiza ny hanjo anla aaaaaa.kkkkk
🎥❤️ Mpankafy Pik’afo ❤️ 🎥🇲🇬

Equipe Pik'Afo 🔥🔥🔥 eo ampianarana texte bé izahay sy Jaona 👊
06/09/2025

Equipe Pik'Afo 🔥🔥🔥
eo ampianarana texte bé izahay sy Jaona 👊

26/08/2025

ilay manana anarana Toky oa milay 🖖 fatatrareo vé fa Io ny tena anaran'io Liva ?

16/08/2025

aona ny fitaingenana téléphérique ao ry zareo?

Tafavoaka ny gadra indra le Bezara marina .inona ndray ny ho afitsony?
11/08/2025

Tafavoaka ny gadra indra le Bezara marina .
inona ndray ny ho afitsony?

❗NDAO IANATRA HAHASARIKA ARYilay mahasarika tiako tenenina eto dia mba ianao indray no tadiaviny sy ilain'ny olona ...✨M...
10/08/2025

❗NDAO IANATRA HAHASARIKA ARY

ilay mahasarika tiako tenenina eto dia mba ianao indray no tadiaviny sy ilain'ny olona ...

✨Manana zavatra mampiavaka azy daholo ny tsirairay fa indraindray fotsiny ilay izy tsy mbola notrandrahantsika dia miafina any dia tsy misy mahita

✨Ndao trandrahina ilay tsara mampiavaka anao, dia apoitra, aseho, ahatonga anao ho olona mahasarika...

❗Amin'izay mba tsy ianao intsony ilay olona mitalaho ho rarahiana, mitalaho mba ho tiavin'olona, ary indrindra mba tsy ho ianao intsony ilay matahotra ho ailikin''ny olona, na matahotra arian'ny olona dia ilay lasa manao izay tian'ny olona sy sitrapony fotsiny satria matahotra ilaozana, matahotra ariana...fa mahatoky tena amin''zay satria fantatrao hoe manana ny zavatra mampiavaka anao ianao ka rehefa tsy rarahiany dia misy olona foana any ho any mila sy mahatsapa ny valeur an'ilay zavatra mampiavaka anao iny 🔥

✨Afaka ataonao liste daholo izao zay zavatra tsara efa vitanao, ny talenta anananao, ny passion anao, ...ireny projet anao ireny ..trandraho...ataovy zay vao maika ahatsara azy mihoatra an'zay efa misy ....satria rehefa misy mahita ireny, tsy maintsy ahasarika olona foana ianao .... plus ianao mahasarika...plus ianao matoky tena ...🔥

❗Eny na @ lafiny ara-pitiavana aza, tongava ho olona mahasarika satria " toy ny lolo ny fitiavany, raha enjehinao tsy ho azo mihitsy, fa raha manamboatra zaridaina tsara be mahasarika ianao, dia tsy mila manenjika intsony fa ilay lolo indray no hanantona ho azy eo " ...mino aho fa azonao....aza manery inona inona , fa tongava fotsiny ho olona mahasarika 😘

✨ MENDRIKA NY TSARA REHETRA IANAO

nalaina tao @ pejy ny

❤️

Mirary anao hanao weekend mahafinaritra 😗
09/08/2025

Mirary anao hanao weekend mahafinaritra 😗

08/08/2025

Aza MBA matokitoky olona izany oa fa Na akanjo anaovana Ary efa mivadika rehefa maika 😂 izy tsy miteny

07/08/2025

fohazo Ilay olona Tsara ao anatinao ao fa efa manjaka ny faharatsina 🤙

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ra Liva Pik'Afo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share