19/05/2025
Boucles d’oreilles sans perçage ou à clip à seulement 10 000 ar 😍
Mety ho an’olona tsy mitevika, zany hoe tsy votery misy lavaka ny sofina dia afaka manao azy satria “ à clip” ilay izy, otrny le pince kely apetaka am volo reny 😍 mety ho an’ny olona mitevika koa nefa.
10 000 ar