08/08/2026
Fiaraha-miasa mahafinaritra foana ny fiaraha-miasa miaraka amin'ny école de danse School Of Wild 🙏
Asa famoronana sy fikarohana foana isan-taona amin'ireo tenue ny mpianatra sy ny mpampianatra mandritra ny spectacle de fin de saison 🤝
Wildaaaaaah!!!!! 😁