Taigna Samy Taigna

Taigna Samy Taigna Ny ahy tiako ny an'ny hafa tsy ariako��� Asandratsika koa ny atsika, Koa Agnay re de faly e ��
(3295)

Loading...
10/11/2022

Loading...

Ela ela tsa nisy vaovao tsika zay o? Efa hiverina hamokatra ndray tsika atsy hoatsy ☺☺Rehefa tapy misotra café 😅
09/09/2022

Ela ela tsa nisy vaovao tsika zay o?
Efa hiverina hamokatra ndray tsika atsy hoatsy ☺☺
Rehefa tapy misotra café 😅

06/10/2019

Salama aby va 💖💖

MBA asio j'aime kely ao NY an'zareo reto e 😍😍 Miditra am sary aloha tsika 💖💖
29/08/2019

MBA asio j'aime kely ao NY an'zareo reto e 😍😍

Miditra am sary aloha tsika 💖💖

Salama aby va ? Ela ela tsika zay :)  Inona indray no mba vokatra tiantsika ho atao ?
07/06/2019

Salama aby va ?
Ela ela tsika zay :)
Inona indray no mba vokatra tiantsika ho atao ?

Miditra ririnina tsika zao :)  Io ary ny Sweat-shirt 😊😊😊 am vidiny 30000ar na 150000fmg Couleur dispo : Rouge,  noir,  b...
01/05/2019

Miditra ririnina tsika zao :)
Io ary ny Sweat-shirt 😊😊😊 am vidiny 30000ar na 150000fmg
Couleur dispo : Rouge, noir, blanc, jaune, grena, beige 😊😊
Disponible sur commande daholo :)

Mirary P***a sambatra antsika rehetra o ❤❤❤
21/04/2019

Mirary P***a sambatra antsika rehetra o ❤❤❤

Tsy afaka amaliana   ny page amzaoNy antony mbola tsy fantatraFa rah misy fanotaniana dia ato atao 😇😇😇😇 Na misy compte T...
21/02/2019

Tsy afaka amaliana ny page amzao
Ny antony mbola tsy fantatra
Fa rah misy fanotaniana dia ato atao 😇😇😇😇
Na misy compte Taigna Samy Taignaignaao ☺☺☺

Noho ny antony mbola tsy fntatra , bloqué tsy afaka mamaly ny message tsika ato am pejy izahay 😢😢 Noho izany nanokatra i...
21/02/2019

Noho ny antony mbola tsy fntatra , bloqué tsy afaka mamaly ny message tsika ato am pejy izahay 😢😢
Noho izany nanokatra ity compt vaovao ity mba ahafahantsika mifandray indray

IALANA TSINY AM TSIKA ZAY MANDEFA AFATRA MIAFINA FA MISY OLANA AM FAMALIANA 😇😇 Ataovy ato fa ho valiako aby 😃😃😃😉
03/02/2019

IALANA TSINY AM TSIKA ZAY MANDEFA AFATRA MIAFINA FA MISY OLANA AM FAMALIANA 😇😇
Ataovy ato fa ho valiako aby 😃😃😃😉

Efa manana couleur   sy   ndray tsika zao :)   :)
18/01/2019

Efa manana couleur sy ndray tsika zao :)
:)

Ndao mo mba hilalao ndraika e 😍😍😍 samia mandefa ny sariny aty amiko manao ny   na   , publieko aveo no identifieko agnar...
03/01/2019

Ndao mo mba hilalao ndraika e 😍😍😍 samia mandefa ny sariny aty amiko manao ny na , publieko aveo no identifieko agnareo 😉💙💙 izay mahazo j'aime be indrindra alohan faran volana mahazo cadeau ✌✌✌✊✊👌 😘

Address

Antananarivo

Telephone

+261348796543

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Taigna Samy Taigna posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share