22/08/2026
🌺🌺Salama daholo 🌺🌺
Misokatra ny boutique Anjatiana Mode androany Asabotsy an 🌺
Koa manasa anao ho Tonga maro fa misy arrivage manja be ho oitanao rehefa Tonga ato Amin’ny boutique ianao 🌺
Santionany fotsiny ireto fa mbola maro ny model azonao isafidianana rehefa Tonga ato Amin’ny boutique ianao 🌺🌺
Toerana tsy miova fa eto Mahamasina hatrany
034 29 036 26 ☎️☎️☎️☎️